Princio - Io kolikoly io

1. wittboii ( 28/07/2016 11:00)
Salama daholo,

Frantsay aho izay mianatra ny teny gasy. Tena mahasoa ahy ny hira gasy amin'ny fianarako.Ity hira ity dia tena tiako be na dia tsy azoko tsara aza.

Désolé pour les fautes. Qui veut bien m'aider? Voici ce que je pense avoir compris jusque là, mais il y a sûrement des erreurs...

Princio - Io kolikolyio io

Io kolikolyio io, mamboatra firenena io kolikolyio io
Io kolikolyio io, tena mila …………….. io kolikolyio io
Io kolikolyio io tsy mampadroso ny tanana io kolikolyio io
Io kolikolyio io ………………….. ny lalana io kolikolyio io

Na ireo mpanao politika …………….. fanjakana
Efa zatra kolikoly satria …………………….ifana
Ianareo ……….. tsy misy mbola ny lalana
ka aleo angaha ………………….. fitongavana.

Misy koly mpiasa eo amin'ny fitsarany
Efa zatra ……….. tena zatra ……………
………………………………………………………….
………………………………… azafady.

…………………………………………………………..
Manondra …. vola mena …………………….
Manao kolikoly ……………………………………
Kolikoly avokoa izany ka tsy azo ………

Firifiry koa ……………………………………….
……………………………….. maloto ………….
………………. mpanjaka ………………….. mora mora
Manao kolikoly ………………………………… facture

Mbola …………………………………………………. milana
Eka zatra maka kely efa zatra mihinana
………………………. kolikoly ……… manahirana
Ka …………………………………. fahamarinana.

Na miaramila, na police, na gendarmes
………………. kolikoly fa tsy ………………
Fa …………………………………………………….
………….. mamboly trano fireneny.

Vola ……………. akama
…………………. ny lalana
Aza ………………………….
Fa mampigaga …………………

Io kolikolyio io, manamboatra firenena io kolikolyio io
Io kolikolyio io, tena tsy azo ekena io kolikolyio io
Io kolikolyio io tsy mampadroso ny tanana io kolikolyio io
Io kolikolyio io ………………….. ny lalana io kolikolyio io

Ity kolikoly ity …………….. fivaro-pirenena
…………………………………………………………..
Ka aoka ………………………………………………
Satria ilay firenena efa mahandro ………..

Misy fanadino ianao atao …………… mpanjakana
………………………………………………………………………..
Fa efa mando vola …………….. vita ………………..
Kolikoly izany fa ……………………………………………..

……………………………………………………………… hopital
Atao ……………………………………………………. marary
Nefa tsy mando vola …………………………..
Kolikoly izany fa ……………………………………………..

Karakara taratasy eo amin'ny minister
Raha toa ianao maimaika …………….. dans l'heure
Dia mando vola kely manao affaires affaires
Kolikoly izany fa mijanona, mon frère

…………. aoka izay ………………………………..
Dia aoka …………………………………………………
Fa efa miady mafy ny olona fanjakana
Samy …………………………………………………

Ho antsika rehetra ……………….. maniry hita fiovana
Ato isika te ……………………………………………………
Dia mila ………………….. kolikoly
Fa ………………………………………………………………

Ka ……………………………………………………………..
Mba ………………………. ity kolikoly ity
Fa ………………………………………………………………..
………………………….. mamboatra ny firenena

Merci d'avance!

Arnaud
novalian'i Fredkwel ny 19/08/2016 14:51
2. fredkwel ( 30/07/2016 08:37)
Dia inona no tinao anampiana anao?Fenoina ve le pointillé?

Qu'est ce que vous voulez pour que nous vous aidons?
3. wittboii ( 30/07/2016 08:48)
Izay! Oui, s'il-vous-plaît, je voudrais qu'on m'aide à compléter les pointillés, et à corriger, car j'ai dû faire des erreurs. J'aimerais tant arriver à comprendre la chanson dans son intégralité.

Merci d'avance!!

Arnaud

fredkwel:

Dia inona no tinao anampiana anao?Fenoina ve le pointillé?

Qu'est ce que vous voulez pour que nous vous aidons?
4. Fredkwel ( 08/08/2016 12:18)
Je vais ecouter la chanson et je vous donnerai la correction.
5. wittboii ( 09/08/2016 12:12)
Ce serait vraiment très gentil de votre part. Et même si vous n'en complétez ne serait-ce qu'une partie (je sais que cela prend du temps), je serais content :)

Fredkwel:

Je vais ecouter la chanson et je vous donnerai la correction.
6. wittboii ( 15/08/2016 15:41)
Salama daholo,

J'ai l'impression que ma question gêne... j'ai très peu de réponses. Est-ce le sujet de la chanson qui gêne? Je trouve pourtant important d'aborder ce sujet, cela peut inciter le gouvernement à réagir!
J'attends avec impatience (tsy andry) de comprendre enfin l'intégralité de cette chanson. S'il-vous-plaît, vous qui êtes Malgaches, aidez-moi! :)
7. wittboii ( 17/08/2016 14:38)
131 personnes ont lu mon message, une seule personne m'a répondu. Aidez-moi, plizzz....

wittboii:

8. ZIORIKA ( 17/08/2016 16:47)
Salama Tompoko,

Indro ary ny tononkira tadiavinao ka mihainoa finaritra

Io kolikolyio io, MAMBOTRY firenena io kolikolyio io
Io kolikolyio io, tena mila RESENA. io kolikolyio io
Io kolikolyio io tsy mampadroso ny tanana io kolikolyio io
Io kolikolyio io ENJEHAN’ ny lalana io kolikolyio io

Na ireo mpanao politika SY MPITONDRA.. fanjakana
Efa zatra kolikoly satria MANAM-PAHEFANA
Ianareo ANIE……….. tsy misy AMBONY NY lalana
ka aleo HANGARAHARA ILAY FITONDRANA

Misy KOA IREO mpiasa eo amin'ny fitsarany
Efa zatra EKOLAZY ……….. tena zatra …TAMANA…………
AOKA ANIE TRSY HO TSINDRINA ILA ILAY MIZANA
FA METEZA MBA HIASA AO ANATINY HAZAVANA
MARO KOA IREO MPANDRAHARAHA ARA-TOE-KARENA

Manondra NY VOLAMENA SY NY ANDRAMENA
Manao kolikoly DIA MAMPIASA HAFETSENA
Kolikoly avokoa izany ka tsy azo EKENA

Firifiry koa ANIE RY NGAH BE SOLA
NO TIA MANGALAM-PINANA MANODINKONDIM-BOLA…
FANANAM-PANJAKANA VE NO ALAINA MORAMORA
MANAO KOLIKOLY FETSY RATSY FATSORA…………………………………….
MBOLA EO IHANY KOA IANAREO MPITANDRO FILAMINANA
EFA ZATRA MAKA KELY
EFA ZATRA MINANA
AOKA ZAY ILAY KOLIKOLY FA MANAHIRANA
KA METEZA HIASA AO ANATY FAHAMARINANA
NA MIARAMILA
NAPOLISY
NA ZANDARY
AOKA IZAY ILAY KOLIKOLY FA TSY MANJARY
FA IO ANIE MAMPIKATSO NY TOE6KARENA
IO NO TENA MAMBOTRY NY FIRENENA
VOARARA IO RY AKAMA AN
VOARARA NY LALANA AN
AJANONY IO RY ZAMA AN
FA MAMPIGADRA IO MADAMA AN

Io kolikolyio io, manamboatra firenena io kolikolyio io
Io kolikolyio io, tena tsy azo ekena io kolikolyio io
Io kolikolyio io tsy mampadroso ny tanana io kolikolyio io
Io kolikolyio io ………………….. ny lalana io kolikolyio io

Ity kolikoly ity …ANIE KA FAHAVALOM-PIRENENA
HITANAY AMPIASANA ENY AN DALANA ENY ANTSENA
KA AOKA ISIKA MIANAKAVY MBA HAHATSIARO TENA
SATRIA ILAY FIRENENA EFA MAHANTRA MAHONENA

MISY FANADINANA NATAO HO LASA MPIASA MPANJAKANA
NA DONDRONA ARY IANAO TSY MAHAY NINONINONA SANANA
FA REHEFA MANDOA VOLA DIA MAHAVITA FAHAGAGANA
KOLIKOLY ZANY FA AJANONY HOA RY AKAMA

IREO TOMPONAN DRAIKITRA ENY ANIVON NY HOPITALY
HATAONY MATY KAIKITRA AVOKOA IREO MARARY
REHEFA TSY MANDOA VOLA DIA AVELA HIJALIJALY
KOLIKOLY ZANY
FA HAJANONY FA RATSY

HIKARAKARA TARATASY ENY AMIN’NY MINISTERA
RAHA TOA IANAO MAIKA FA TSY TE HANDANY LERA
DIA MANDO VOLA KELY MANAO AFERAFERA
KOLIKOLY ZANY FA AJANONY MON FRERE

AOKA ZAY NY KOLIKOLY RY ZAMA
AJANONY AM ZAY FA VOARARA NY LALANA
EFA MIADY MAFY AMIN IO NY FANJAKANA
SAMIA MANDRAY ANDRAIKITRA AVOKOA NY IRAY TANANA

ISIKA REHATRA IZAY MANIRY HAHITA FIOVANA RAHA TOA KA
ISIKA TENA VONONA HANDRESY NY FAHANTRANA
DIA MILA VONONA HANDRESY NY KOLIKOLY………….. fivaro-pirenena

Fa ………………………………………………………………

Ka ……………………………………………………………..
Mba ………………………. ity kolikoly ity
Fa ………………………………………………………………..
………………………….. mamboatra ny firenena

wittboii:

131 personnes ont lu mon message, une seule personne m'a répondu. Aidez-moi, plizzz....

wittboii:

Salama daholo,

J'ai l'impression que ma question gêne... j'ai très peu de réponses. Est-ce le sujet de la chanson qui gêne? Je trouve pourtant important d'aborder ce sujet, cela peut inciter le gouvernement à réagir!
J'attends avec impatience (tsy andry) de comprendre enfin l'intégralité de cette chanson. S'il-vous-plaît, vous qui êtes Malgaches, aidez-moi! :)

9. wittboii ( 17/08/2016 17:08)
Merci Ziorika, mille mercis!!! J'ai encore un peu de travail pour tout comprendre maintenant, mais je devrais m'en sortir tout seul.

Misaotra betsaka!

ZIORIKA:

10. wittboii ( 19/08/2016 11:36)
Mahafinaritra indrindra ny mihaino sy mahazo ity hira ity. Isaorako ianao ry ZIORIKA :-D

Je vais proposer une traduction de cette chanson en français dans une nouvelle discussion.
11. Fredkwel ( 19/08/2016 14:51)
S'il te plait,Wittobi.Donne moi votre pseudo sur twitter et votre numero de telephone à fredekwel@gmail.com puisque je veut te discuter.Je suis Malgache
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1332