Misy farany ny zava-drehetra

1. rabaradaka ( 26/05/2016 12:42)
manoloana ny kolikoly diso tafahoatra, ny tsy fahaiza-mitantana, ny tery setra atao amin'ny vahoaka, ny fanenjehana mpanao gazety, ny tsy fandriam-pahalemana sy ny sisa dia tsy maintsy hisy gouvernement de reconciliation hijoro tsy ho ela. Efa nentina tao amin'ny conseil des ministres ny projet de loi sur la reconciliation nationale tamin'ny 13 mai 2016 ary dia tery vay manta no ataon'ny fianakaviam-ben'ny communauté internationale.
An-tenda ny ain'ny Hery Rajaonarimampianina ary izay no antony nanilihany an'i Rakotovao Rivo satria efa tsy misy mila an'iny intsony nefa dia izy mbola ministra io.
Miharatsy ny toedraharaha amin'ny fitondrana HVM. Efa manomboka miala sy misintaka ny mpomba azy. Ry Claudine izay taranaka Ambondrombe (tena marina io) sisa no miaro azy amin'ny fanafodiny sy ny sampiny, soa ihany fa misy farany raha jiaby
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 05:17
2. asylumefreder ( 31/05/2016 12:00)
Zava-poana dia zavapoana!Eny,zavapoana dia zavapoana,ho ahy,zavapoana ny zavadrehetra.Andalampiemorana ny firenena malagas fa tsy andalampandrosoana.Sanatria toa firenena voaozona!Nefa eto Madagasckar irer iany no misy famonjena.
3. theomanja ( 02/06/2016 05:17)
Eto no misy famonjena... fa ny mpitondra nefa miantehatra fatratra @ sampiny sy aody ratsy ... hany ka isika vahoaka madinika no mijaly sy mahantra foana... fa misy farany ny zavatra rehetra ary efa tsy ho ela koa dia andao azy i Claudine A & C dia am'zay mirodana ny fitondrany HVM mandany volam-panjakana lavareny ity..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1044