You are here: home > Forum

Afa-baraka isika !!

Lohahevitra : Fiaraha-monina
Fitohizan'ny hafatra : Afa-baraka isika !!
Valiny : 1
menalamba - 18/03/2016 12:27
Miarahaba
Dia efa mampihaiky sy malaza eran'izao tontolo izao ve isika @ sinto- mahery é ?
Mba jereo kely ity fa mody sarina finday tsy tena izy no nampiasain'ireto vahiny teto...

http://www.liveleak.com/view?i=bd9_1458255480
Valio | Miverina eny ambony
260882 - 11/05/2016 00:34
misy n'aiza n'aiza io menalamba a!
Valio | Miverina eny ambony