Manao ahoana daholo ô! Mitady olona handeha any ...

1. Lytoniar ( 10/03/2016 19:05)
Manao ahoana daholo ô!
Mitady olona handeha any Antananarivo atsy ho atsy aho, izay ho karamaiko mba hitondra une pochette de joints culasse. 300 gr eo ho eo ny havesany, ary 46 cm de long sur 20 cm de large ary 3mm d'épaisseur.
Ateriko eny amin'ny aéroport Orly na CDG.

Ity ny numéro-ko : 06 24 94 44 08

Misaotra mialoha ary ô!
novalian'i fredkwel ny 02/06/2016 15:20
2. fredkwel ( 02/06/2016 15:20)
Enao ve mananiany e?Aiz ku nu his num 0tranio?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3596