You are here: home > Forum

firy ary io o?mampmeh mhintsy

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : firy ary io o?mampmeh mhintsy
Valiny : 12
SYLLA8 - 31/01/2016 15:33
Misy piso 5 ao antranonao ao! io piso 5 io dia mahavoasambotra voalavo dimy anitin ny 5 minitra.
Firy ary no tokony ho isan ny piso rah ohatra ka voalavo 100 no voasambotra tao anatin ny 100 minitra?
Valio | Miverina eny ambony
entsrakotondramanana - 03/02/2016 09:48
20 le saka ôô!!!
Valio | Miverina eny ambony
SYLLA8 - 03/02/2016 10:43
diso ô!! verifeo tsar le calculnw d omeo ahy ny method nitondranao sy ny nahitanw ny valiny hitanao. mitenena rah afa po enw
Valio | Miverina eny ambony
100tinl - 04/02/2016 07:12
piso 100 misambotra voalavo 100 ao antin'ny 100 minitra...?
Valio | Miverina eny ambony
setam - 04/02/2016 16:59
piso 5 e!
Valio | Miverina eny ambony
SYLLA8 - 05/02/2016 04:28
DISO O!
Valio | Miverina eny ambony
SYLLA8 - 05/02/2016 04:35
MARINA ! MAHAY ENAO KA! MB OMEO AHY HOE NY FOMBA NAHITANAO ANAO AN IO VALINY IO
Valio | Miverina eny ambony
100tinl - 10/02/2016 09:56

SYLLA8
MARINA ! MAHAY ENAO KA! MB OMEO AHY HOE NY FOMBA NAHITANAO ANAO AN IO VALINY IO


Tsotsotra : satria piso iray mahasambotra voalavo iray ao anatin'ny 1 minitra... dia 1-1-1 , 5-5-5 , ....100-100-100 sy ny sisa !
Valio | Miverina eny ambony
SYLLA8 - 11/02/2016 04:22
Salam, azfd ts n enw io no mariana f n an i Setam io ka
Valio | Miverina eny ambony
100tinl - 11/02/2016 11:06

SYLLA8
Salam, azfd ts n enw io no mariana f n an i Setam io ka


salama e, hay ve ilay valiny hoe piso 5 no marina e, dia miandry fanazavana izany izahay hoe ahoana no maha 5 azy , dia inona tokoa moa izany izao no nampiasako teo amin'ny fiainako ilay rakipohy malaza hoe : ( a + b )² = a² + 2ab + b². hi hi hi ???
Valio | Miverina eny ambony
100tinl - 11/02/2016 11:18
Izao no ataoko : manatona ny anankiray amin'ireo mpivarotra aho dia anontaniako hoe : " Raha iry namanao anankiray iry izao no anontaniako hoe mivarotra sakay malaho ve ianao sa tsy malaho , dia inona no valinteniny ? "
Valio | Miverina eny ambony
100tinl - 11/02/2016 11:28
Izao no ataoko, manatona ny anankiray amin'ireo mpivarotra aho dia anontaniako hoe : " Raha iry mpivarotra iray iry izao no anontaniako hoe mivarotra sakay malaho ve ianao dia inona no valinteniny ? "

Valio | Miverina eny ambony
setam - 28/02/2016 09:02
SYLLA8
MARINA ! MAHAY ENAO KA! MB OMEO AHY HOE NY FOMBA NAHITANAO ANAO AN IO VALINY IO
[le piso dimy ian no nasambotr voalavo iray isaky ny dimy minitr tao anaty ny 100mn de naazo voalavo 20]
Valio | Miverina eny ambony