hosorana menaka dia ho hitanao ny hatsarany 
Matetika ny vehivavy rehefa mahazaoazo taona dia maisatra io fivaviana (vagin) io ary sahirana ny bandy efa faible ny fihenjanany. Izao no atoroko : fosorana menaka kely eo am-bavany eo dia ho hitanao fa sady teritery ny ao anatiny no tena excité be mihitsy sy mikikika ilay ramatoa (na raneny koa e !).
Huile alimentaire no tena tsara |
Valio |
Miverina eny ambony
Produit chimique io. Ny vavony aza tsy mahazaka menaka manta ! Eritreritra gasy zany anareo zany. Aoka itsy ! Mahatonga cancer d'utérus io fa aza tia tena isika lelahy ! Ny sipa no victime @ io. Na misasa aza, efa mandady tonga any anaty vagin any ny molécules d'huiles ! |
Valio |
Miverina eny ambony
o Rabaradaka... ilay lubrification naturelle ihany no ady eo e... ataovy tsara karakara elaela ao izy fa mitsonika eo foana io eeee... au pire, mandehana mividy lubrifiant any @ sex shop ireny, fa ireny tsy cancerigene, araka ny lazain'i Dangoro io... koa na vaseline azany tsy recommandE.. fa raha mampiasa ihany dia ataovy USAGE EXTERNE ihany eee... raha kosehanao miaraka @ vaseline ny EXTERNE dia mety mitsonika ihany ilay lubrifcation naturelle anaty.. |
Valio |
Miverina eny ambony
tandremo zany radabaraka sao de manjary radabaloaka ny zavatr olona |
Valio |
Miverina eny ambony
hihihihihi !samy manao izay mahafalifaly no fony e ! Lemo amin'ny roranao na lelafo ny anao razoky a |
Valio |
Miverina eny ambony
aleo izy analan ny fony e |
Valio |
Miverina eny ambony
Aza manao anzan wa |
Valio |
Miverina eny ambony