You are here: home > Forum

Aiza no nalehan'i Zo Andrianavalona mpanao gazety tao amin'ny MBS?

Lohahevitra : Fiaraha-monina
Fitohizan'ny hafatra : Aiza no nalehan'i Zo Andrianavalona mpanao gazety tao amin'ny MBS?
Valiny : 2
mpilaza444 - 30/11/2015 12:41
Olona tsy nizoviana teo amin'ny tontolon'ny serasera i Zo Andrianavalona. Mpilaza vaovbao izy io. Saingy taorian'ny fahapotehan'ny MBS dia tsy re maty tsy re velona. Fa naninona?
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 04/02/2016 10:18
Niasa any amin zzzone izy fa ny zaza ve tsy hibàbà e ...
Valio | Miverina eny ambony
jentilisa - 21/09/2016 07:47
Miasa ao amin'ny Orange izy teo fa izao no tsy haiko.
Valio | Miverina eny ambony