boka-trosa

1. joseph2015 ( 18/10/2015 19:19)
Tena bokatrosa ny malagasy amin'ireto mpampidrambola madinika ireto, tena mampalahelo le olona nef dia vao maika miroborobo ireo a!.misy mpivady zao namidiny mitambatra ny fandrina sy ny kidoro. tena very kianja manaram-penitra asa na aiza indray zao no ahita kianja. tena mampalahelo ilay tokantrano.
novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:22
2. andrywui ( 04/02/2016 09:22)
Ny mindrambola norma milay iny fa le malagasy amin ankapobeny mits no tsy mahay mampiasa le vola azo fa maty antoka foana . Vao miakatra kely ko de misy malagasy manapoaka iny zay fa miseo milay ono (ory havamanana isika Malagasy ) ....zany oe tonga de ny fialonana no ao anaty vao misy olona mba tafiakatra kely . Eo ko mo le tsy fisian'ny teknisianina manoro hevitra ireo mpindrambola fa de mionona amin resaka varobarotra fotsiny no mba hay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4758