Caillou --> olombelona // hoy ny TsimisiAtra mino ny fivoarana fa sy famoronana :-)

1. Strong3 ( 09/10/2015 10:33)
Strong3 - 09/10/2015 08:30

rhaj0:


http://lmgtfy.com/?q=how+does+human+evolution+happen
Human evolution is the lengthy process of change...

Lavabe ny resaka hono eee... Fa dia ataovy ny devoaranao zany ee....

Fa aza atao ho'a hoe, na iza matanjaka na iza mahery, na iza manao resaka lavabe... dia tsisy matanjaka sy mahery sy lavabe noho i Andrmntra, ka dia minou fotsy..




Strong3:
fa izaho no mila manao devoara za sa ianao ?
ianao caillou lasa olona aza tsy mahala hoe nahoana za no caillou no tonga olona ankehitriny? ary nijanona ho olona tsy nivoatra intsony ho lasa zava-kafa?

mba efa nosaininao ve ny caillou tonga tsara rafitra ho lasa olona?
_ tany mamoaka tsiro hoan'ny zavamaniry --> zavamaniry mamoaka vokatra hoan'ny olona/biby --> olona: vava mitsako, vavony mandevona , tsinay - voa mifika ny tsara ary manary ny ratsy --> ny tsara lasa rà --> ny ratsy lasa kapa (miverina ho vovoka hamoaka tsiro ho an'ny zavamaniry hafa indray) --> ny rà miakatra ao amin'ny fo --> ny fo mazara ny rà hampihetsika ny hozatra hamelona ny sela rehetra , sady manary ny rà maloto avy niasa ...sns


AHOANA NO FOMBA HANAZAVANAO IZANY FIRAFITRA IZANY SIANTIFIKEMA hoe tongatonga hoazy ry > ????

ataoko hendry ianao raha porofoinao amin'ny teny fohy nefa mazava izany .... hihihi

amiko raha tsy noforonina izany tsy nisy !
novalian'i Strong3 ny 13/10/2015 13:01
2. rhaj0 ( 09/10/2015 14:08)
hi hi hi... ilay Caillou aloha, toa tsy azonao ny resaka, fa .. bandikely @ ilay dessin animehy...
http://www.dessin-anime.net/le-meilleur-ami-de-caillou.html

Dia io tantara @ io rohy io ohatra, dia ho hitanao i Georges, dia ilay namana ... "imaginaire".

Vakio anie e... na vakio ho an-janakao ao.. Fa dia ho hitany fa misy ifandraisany @ realitehy :
- Caillou = Strong3
- Georges = God
:-)

[size=9]PS: "action de grace" ny aty izao... TSY "a la grace de Dieu" tahaka ny ao @ box-kelinao ao, fa ho fisaorana an'i Grand Manitou.. r@ talata indray mifampiresak'hehy eee... :-)[/size]
3. Strong3 ( 12/10/2015 09:13)
Bjr eh! na rahampitsoa aza vao hamaky ity dia apetrako ato ihany

ka andeha izay tao antsaiko izay no hotohizana resaka...

singa bitika no lasa niodikodina dia niha-biby ka tonga olona ...

atao ahoana re no ahatonga izany zavatra izany? tongatonga ho azy ho tahaka izany ve izao fiainana rehetra hita izao?
ambarao dia tantarao ny fijerinao ivelan'ny box-kely mampimémé anao lalandava io ! :-)
4. rhaj0 ( 13/10/2015 10:16)
Alohan'ny hiresahana ny @ hoe "ahoana no nahatonga" an'izao sy izao, dia hazavao kely, ara-baiboly aloha hoe ity sary ity ry Strong3 ?...



Io izany mantsy izao ny kisary ao an-tsain'ny Kristiana (maro) ny @ "nahatonga an'izao sy izao"..

Dia tsy hitanao mampihomehy be ve hoe, nijijy ny baolina (masoandro amam-bolana) hono izany i Andrmntra, ary dia nitsoraka be, ary dia tena dunk be in-1 mipalaka baolina 2, ary dia tafapetraka io ny masoandro amam-bolana.. "mino" ao fa toatoa io ny ao @ Genesisy ao.. io izao ilay taloha kelin'ilay hoe "ary nampisarahin’ Andriamanitra ny mazava sy ny maizina".


Dia na ilay endrik'Andrmntra @ sary azany, dia tena araka Genesisy 1:26 hoe "Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika".. hi hi hi.. dia io izany i Andrmntra eee.... io nofonofosana.. bokobokony sy be detente hozy ny tanora, vodivodiana hozy ny antitra izay... Tena ao @ ilay inoanao azy tsara mihints yan... :-)
5. Strong3 ( 13/10/2015 11:45)
aza manodin-dresaka hoa; efa zavatra heverinao fa diso ka inona no mbola angatahianao fanazavana?
fa ny fanotaniako valiana

6. rhaj0 ( 13/10/2015 12:14)
Tsy hoe manodina resaka, fa mila hita mazava tsara aloha ny ao an-tsainao ao. Raha mbola mamikitra mino @ io sary io ambony io ianao, dia mety mila ovaina ny fitondrana ny resaka..

Fa efa kOpy ve aloha izany ianao fa resak'hehy ny Genesisy, fa "izay" no takan'ny hoza-dohan'ny taloha, dia nosoratany ka "voasoratra dia voasoratra", dia mbola "ninonao" mavitrika tao h@ omaly, fa izao izany ianao kOpy fa kay toa izao ny "ao ambony ao"...

7. rhaj0 ( 13/10/2015 12:21)
Ary mbola vao ny milky way io, fa ny milky way dia iray @ ireto raha mavomavo ireto.. (io nataony mangamanga io ampovoany io)




Dia ho hitanao @ io, fa ny Tany sy ny Lanitry ny Andrmnatrao kay dia taim-bovoka kely eo anivon'izao tontolo izao, ary dia RIDICULE be daholo mihintsy ny ninoanao, na hoe nampinoana anao tao, ohatra hoe, rahefa maty, dia lasa atsy @ galaxie atsy @ ilany atsy ilay "fanahy"... ankoatry ny hoe, i Andrmntra manana endrika tahaka antsika hono no namorona an'ireo rehetra ireo..


Izay ve k'lou, alohan'ny hanohizana azy...
8. Strong3 ( 13/10/2015 12:28)
tsy ilaiko hoa izany rehetra izany fa ny nahtonga ireo sary asehonao ireo hiaina sy azo iainana ary ny hery nahatonga anao ho tomombana
araka iry resako iry
mihinana dia mamoaka maloto enao, tonga tonga hoazy ve izany systeme digestif-nao izany ?
rehefa voazavanao izay dia manana ny anazavaoko ny voalazan'ny baiboly koa aho
fa tsy ny baiboliko aratsianao nefa ny anao tsy hainao ny maha izy ny hevitrao
9. rhaj0 ( 13/10/2015 12:46)
Ka hotry ny tianao hazavaina aminao daholo izany ny mecanisme-n'ny mecanique misy erak'izao tontolo izao.. Angaha izany vita in-1 andro... Mila patience be izany miresaka @ Strong3 ity kah.. toa ny miresaka @ zaza eny @ garabola vao nahay ny "pourquoi"..

- natavibe ny caca-ko teo
- pourquoi ?
- ka nikaly be aho
- pourquoi ?
- ka fety omaly, action de grace
- pourquoi ?
- izay ilay fomba
- pourquoi ?
- ela kah... izany hozy ny Baiboly :-)
10. Strong3 ( 13/10/2015 13:01)
mdr ... efa atitra marina enao ka tsy omeko tsiny fa manao resaka garogaro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1678