Syphilis??

1. DILAY ( 25/09/2015 08:53)

salama daholo!
za saika mba hanontany fa nanao analyse prenatale za tam mercredi dia positive ny serologie RPR dia oe mis Syphilis hono.dia efa mitsindrona pendant 3 semaines izay mivady.Dia eo amzay no mampiahiahy ana oe mety possible ve oe efa ela no nazahoako anio aretina io za manko otran ts dia nis signe zan mits, dia mety sitrana ve io aretina io? dia ts mis fiatraikan am zaza ao ankibo ve? tena mba mila fanampiana misimis fa sairan-tsaina be.
Mariako fa zaza faha roa zao ity, dia ra efa nis le syphilis ve dia tamin'ilay voalohany dia mety oe ts nis fiatraikina taminy ilay izy.Ny zaza voalohan zao salama tsara.za manko otran ts tadidiko oe nanao ity analyse ty ve tam voalohany sa tsia.
mba mila fanazavana mis kokoa hoanzay mahalala.Misaotra!
novalian'i dinadina ny 06/01/2017 11:44
2. booboo ( 01/10/2015 17:08)
ny tena tsara miverena malaky any @ gygy manao ny suivi de grossesse-nao. Bonne grossesse o.
3. hery ( 05/10/2015 18:00)
Avy namaky an'ity fanontanianao ity aho dia namaky infos vitsivitsy tamin'ny internet momba ny syphilis. https://fr.wikipedia.org/wiki/Syphilis

Fa arak'io nolazain'i booboo io dia mila mandeha any amin'ny gyneco malaky miaraka amin'ny valin'analyse mijery ny dégré-ny sy ny traitement atao aminy.

Misy variables be dia be mety hahatonga ny fifindrany amin'ny zazakely na tsia ka izay no tsy tokony hahagaga hoe tsy nisy n'inona n'inona ny zanakao voalohany. Na mety mbola tsy nisy koa ianao tamin'ny zanaka voalohany.
4. DILAY ( 19/10/2015 13:32)
Misaotra izay namaly!fa efa nis traitement efa natao fa ny mahalasa saina kely ahy fotsin dia izao.Izaho fidele amin'ny vadiko dia izy koa miniana fa tena fidele tamiko.Dia lasa ny saiko oe tamin'ny fomba ahn ar zan no nahatonga ilay aretina dia ts nis signe mihits ko ve.satria izay ts natsap tranga hafahafa.ts mis trangan'aretina.Dia lasa otran mis doute amle valina analyse ndray ny saiko.mety possible ve oz nareo ny oe erreur analyse???
5. hery ( 22/10/2015 04:27)
Hmmm. Tokony nanao contre-analyse ihany aloha raha vao misy zavatra goavana tahaka izany e. Tikony tsy handry mihitsy ny saina raha tsy maromaro ny analyses atao.
6. DILAY ( 26/10/2015 07:15)
Ie anao contre analyse mihits z zao fa oe apres 2 mis vo met satri nis anlay traitement natao. ny ten olana ko d zay aty am province d tsis fanaovan analyse afa ts toerana ray ihan.
hery:

Hmmm. Tokony nanao contre-analyse ihany aloha raha vao misy zavatra goavana tahaka izany e. Tikony tsy handry mihitsy ny saina raha tsy maromaro ny analyses atao.
7. dinadina ( 06/01/2017 11:44)
za tompoko misy mbotsina kely ohatran mony d ref novakiako ilay izy d mamoaka nana kely,eo amin ankavihan'ny fivaviako ilay izy,tsy any anatiny fa eo amboniny a,mety ho syphilis ve zany azfd?merci oanze mamaly fa tena sairantsaina za,de aiza kay no afk anaovana analyse syphilis azfd?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2415