Fitadiavana boky tsy tontan'ny ela

1. 9318tae ( 22/09/2015 09:52)
Ombay mitady e ! Boky hatsikana Doda, navoakan'ny gazety Matin, iray isan'andro tamin'ny fotoan'androny. Natambatry ny mpamorina ho boky ilay izy. Dia mba miangavy izay mahita izay mba hi-bip ny num-ko fa hantsoiko e ! 032 02 397 43 fa sasatra aho mitady azy eny @ boky tonta e !
novalian'i maningana ny 05/04/2016 13:09
2. mpisotrtoaka ( 30/10/2015 09:19)
Atao in r'se ?
3. 9318tae ( 30/10/2015 12:31)
bonjour,
Tena tiako io boky io fa manamarika ny fahazazako. Manana ilay izy angaha ianao ?
4. maningana ( 05/04/2016 13:09)
ka maninn ra tonde mankeny @ madgskr matin tam ftôn androny e, sûr f mbol mis archive any

9318tae:

bonjour,
Tena tiako io boky io fa manamarika ny fahazazako. Manana ilay izy angaha ianao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5278