Fananana inona no azon'ny zanaka ivelan'ny tokantrano lovaina?

1. mpilaza444 ( 08/09/2015 09:07)
Afaka mandova ve ny zanaka ivelan'ny tokantrano (enfant adultérin)? Raha mahazo mandova izy ireny dia harena inona? Biens personnels sa biens de la communauté?

Tsy mazava mihitsy ny fipetraky ny lalàna malagasy. Misy ny milaza fa mandova , misy koa milaza mahazo. Tsy haiko e
2. calin.brandon ( 23/01/2017 14:57)
Ny zaza azo ivelan'ny tokantrano dia tsy mandova, raha tsy hoe nozanahan'ny rainy izy (reconnaissance paternelle).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1003