"Omeo famotsoran-keloka ireo mpanala zaza" hoy ny Papa... Inona no hevitrao?

21. hery ( 03/09/2015 08:11)
rhaj0:

inona no takalony rehefa ao @ confesse ao ??? mipika maso (anankiroa) ny mpanota (ilay nanala zaza ohatra), dia hozy i Mopera hoe, "afa-keloka ianao ry zanakou.. eo anatrehan'Atra..."


Ny fahazoana famelan-keloka dia miankina amin'ilay mitaky famelan-keloka. Ny pretra dia tsy hahalala izay tena any am-pony fa ny tenin'ilay mangataka famelan-keloka ihany, eo anatrehan'Andriamanitra, no itokiany.

Ka rehefa miteny ilay mpanota hoe tena nibebaka marina, ary vonona ny hanao reparation (asa fivalozana) dia omen'i mompera toky hoe avelan'Andriamanitra ny helony.

Mazava ho azy, raha tsy sincère izy dia tsy ho valide ilay famelan-keloka satria Andriamanitra no mamela.
22. Strong3 ( 03/09/2015 08:48)
de juste confesse marina izany , raha izay tena izay no izy ry Hery! :-)
23. rhaj0 ( 03/09/2015 15:02)
hery:
Ny fahazoana famelan-keloka dia miankina amin'ilay mitaky famelan-keloka. Ny pretra dia tsy hahalala izay tena any am-pony fa ny tenin'ilay mangataka famelan-keloka ihany, eo anatrehan'Andriamanitra, no itokiany.

Ka rehefa miteny ilay mpanota hoe tena nibebaka marina, ary vonona ny hanao reparation (asa fivalozana) dia omen'i mompera toky hoe avelan'Andriamanitra ny helony.

okey dokey... hay ve izay no mitranga ao @ confesse ao eee...

Raha ny fijeriko azy, dia tsara kosany izany kouh... Satria izany raha tsy Katolika ilay olona, nefany "tena nibebaka marina, ary vonona ny hanao reparation", dia nefany, tsisy olona hafa mba mi-valider izany, dia inona fa tsy izy tenany ihany no mi-valider ny tenany eo... lazainy fa nobitsihin'ny FM izy, ary dia voavela ny heloka namono olona (na zaza)...


Nefa moa izany

1- dia ahankina @ Mopera ilay validation eee... Ka azo atokisana ve i Mopera ? Izy azany mba manao ny ataony ao koa ??

2- Dia ilay processus TSISY transparence izany fa kobokobonina ao @ tranokely ao...

3- ary ilay "reparation" (asa fivalozana) ve dia ilay fatao adrohadro hoe, "ao ve maria, lazaina in-5 dia avotra", sa... mba tena "reparation" @ izay victime ao ??

24. endriny ( 03/09/2015 16:35)
Ito tranga iray ito izany, izay mifandraika ihany koa amin'ny faneken'ny fiangonana sasany ny mpivady mitovy fananahana. Dia tranga ahafahantsika misaintsaina indray ilay hoe: Fa iza marina moa no namaritra ireo didy sy fitsipika amin'ny hidirana na tsy hidirana any amin'izany paradisa ventsoventsoina isak'alahady na sabotsy any am-piangonana any.

Ito tranga ito dia ohatra iray amin'ireo famaritan'ny olona ny didy sy ny lalana hidirana any amin'izany lanitra na afobe izany.

Ary tranga ihany koa ahafana mijerikina fa fitadiavana ondry no ataon'ny olona amin'ity fivavahana ity.
25. Strong3 ( 04/09/2015 08:11)
dia raikitra izany ny fikaroana doc hoe : tena i vatican tokoa ve no nanoratra ny TESTAMETA VAOVAO sa tena ny mpianatr'i Jesosy ihany

karohy tsara ao aloha ny anareo fa izahay hitohy hino ihany aloha jusk 'izy hitanareo hoe diso ka misy porofo tsara

fa tandremo ka ny fanaratsiana ataon'ny mozilimo no mba hitahita any de mifalifaly eo

_ efa hita ny baiboly sandoka , mody hoe an'i Jodasy sy ny tariny
_ efa hita koa ny fatin'i Jesosy mody hoe ao daholo ny ray sy reniny sy ny rahalahiny ary Izy
_ ... fa nandamouka daholo ireny satria lainga marivo tototra
26. rhaj0 ( 08/09/2015 15:49)
Ankoatry ny "mpanala zaza", dia ny divaorise koa izao dia ho hamoraina ny "famelan-keloka"-ny... na raha ny marimarina kokoa, ilay didy hoe, raikitra ny divaorsa ary mahazo maka vady #2 @ izay ooo... hadinoy izay any @ Deoteronomia na Marka any fa ny dogma Berglioglio jerena ooo...
http://www.lapresse.ca/international/europe/201509/08/01-4898501-le-pape-facilite-la-procedure-de-nullite-des-mariages.php

Esy e... mitsangana daholo mihintsy h@ volon-doha k@ h@ volon-dohan'ny piorista, na ny kaonservatera, fa izay vao tena amboaboarina ampetimety ny baolina ny Finoana, mba hifanojo @ "tena fiainana" @ izao taona 2015 izao eee...

Les conservateurs voient dans toutes ces réformes l'ébranlement d'une institution. Selon eux, si l'annulation est plus facilement accordée, c'est un divorce catholique contraire au dogme qui est introduit subrepticement dans l'Église.
27. rhaj0 ( 08/09/2015 17:02)
Raha te-hiaraka hitsangam-bolo miaraka @ piorista, na ny kaonservatera ianao, dia tairo dia ampazahoy ny petition eee... satria izao hono...

http://www.filialesupplique.org/
"nous assistons depuis plusieurs dizaines d’années à une révolution sexuelle..."


F'angaha tsy miana-kendry demokrasia izao eee... nataoko fa ny Papa no babany tena babany aminy..


Fa tena mampome ahy kosa k'lou ilay vavaka antso avo @ JMJ (Jésus, Marie et Joseph) :-)
"En implorant la Bénédiction apostolique de Votre Sainteté, nous L’assurons de nos prières auprès de la Sainte Famille – Jésus, Marie et Joseph – pour que celle-ci L’illumine dans ces circonstances cruciales."
28. endriny ( 09/09/2015 04:26)

Strong3:

dia raikitra izany ny fikaroana doc hoe : tena i vatican tokoa ve no nanoratra ny TESTAMETA VAOVAO sa tena ny mpianatr'i Jesosy ihany


Anjaranao no misaintsaina hoe: Fa maninona ary ireo lazaina fa testamenta nosoratan'ny mpianatr'i Jesosy, izay samy Jiosy daholo no tsy amin'ny teny Hebrio?

Strong3:

fa tandremo ka ny fanaratsiana ataon'ny mozilimo no mba hitahita any de mifalifaly eo

Matahotra ho songonan'ny Mosilimo angaha ny Havana...hihihihi tsy ho ela dia andraso fa ho maitso izany vary....
29. Strong3 ( 09/09/2015 08:05)
tsy ny mpisongona no atahorana ry akama ah...

fa hoe mba ahita marina akohatran'ny baiboly ve ianareo tsimisiAtra sy ny finoana hafa :-)
30. rhaj0 ( 09/09/2015 10:35)
Ahoana k'lou azany ilay Regulus sy Jupiter eeee... lazao fa abobo indray... ny Magy no "nino" abobo.. hoe "etoile de Jesus" hono no mamirapiratra, nefa kay conjonction planeta kintana no nisy... dia namirapiratra koa ny mason'i Strong3 "nino" an'izany... ary h@ izao !!!

Dia ahoana koa ilay safo-drano no-valider-n'ny ... boloky moa izy teo? Boloky ve nama no mba nirahin'i Noah hijery raha efa maina ny tany, kay raboloky tsy tafasidina hatrany Everest akoriny? Dia nino dia nanao boloky tokoany ery koa i Strong3.. ary h@ izao !!!


31. Strong3 ( 09/09/2015 12:34)
maninona moa raha tonga dia tenenina hoe rambony mihitsy ilay kitana fa tsy kihony eh?

dia mampné hoa ity resakao maniditsindina ity ka ... sao mba planeta hafa aza
sa hoe mba nampifandrifiana amin'ilay hoe LION'NY JODA dia noraofina ao ra Regulus
hahahah :-) :-) !!

voromailala fa tsy bonoky milaza abobo toa an'ingahy eo eh :p
32. rhaj0 ( 09/09/2015 13:06)
Strong3:
sao mba planeta hafa aza sa hoe mba nampifandrifiana amin'ilay hoe LION'NY JODA...
Kay mahay manadro horoscope i Strong3 ity... Mampome... Mandeha mafy ery izao ny imagination-n'ilery, rahefa misy conjonction planetaire, dia asiany pseudo-science kely, hoe, ny force gravitationnelle-n'ireo planeta mifanandrify ireo, dia mampisy energie exceptionnelle @ izay teraka io andro io... Nefa tsy takany fa kay i Regulus sy Jupiter mifanandrify io ka mille million de mille sabords de kilometres ny elanelany, fa mba sendra nifanandrify fotsiny zareo "ao ambony ao" rahefa jerena avy ety an-tany...

Strong3:
voromailala fa tsy bonoky ...

hi hi hi.. hay va re @ Strong3 dia azo hinoana kokoa raha voromailala no ni-valider fa "maina ny tany"... Ka ny voromailala manidina haingana kokoa noho ny boloky o ?? Fa mbola tsy tonga hatrany Kilimandjaro izy afaka 40 andro eeee... nefa ny Gasy tatsy ambadikin'i Kilimanjaro, efa niriaria manja rO.... Fa i Noah no nosaforan'ny onin'i Jordana tao dia lasa gaigy tao.. manaonao foana.. dia rahefa tsy naha-valider ny voromailala dia goaika indray moa no mba nirahiny ? Dia mbola mino an'izany rehetra izany foana i Strong3 h@ izao ??!!!
33. Strong3 ( 09/09/2015 13:25)
fa Jesosy no nanandro sa ny magy ry ngahy ity ah hahahah...????

dia manadihandy lalina ao mihitsy i rhaj0 hoe ahoana no hamoanana ny mpino amin'io finoany io hahah :-)

miverana mihitsy aloha i rhaj0 mamaky baiboly ka...
goaika aloha vao voromailala ... ary nga mboa tsy efa hitan'ny siantifikanareo fa tena nandalo teto antany mihitsy ny safodrano??,

kay mba tsy maharaka indray ny akama an :p :-)
34. rhaj0 ( 09/09/2015 13:36)
Strong3:
dia manadihandy lalina ao mihitsy i rhaj0 hoe ahoana no hamoanana ny mpino amin'io finoany io hahah

"hamonoana" ahoana koa ry Strong3 aaa ?? zara azany nareo (na ianao) eto mba misy ... ivanitihana kouh... :-)

Fa na goaika io na voromailala io na boloky... hum... misy details important be tian'i Strong3 ampitaina angaha ? satria "le diable est dans les details" hozy ny fiteny izay :-)
35. Strong3 ( 09/09/2015 13:40)
:-) ndana aloha matory makatsirobasio ao fa efa mivanika marina sisa ity ingahy hahahah :-)
36. endriny ( 10/09/2015 06:55)
Strong3:

dia raikitra izany ny fikaroana doc hoe : tena i vatican tokoa ve no nanoratra ny TESTAMETA VAOVAO sa tena ny mpianatr'i Jesosy ihany


Fa maninona ary ireo lazaina fa testamenta nosoratan'ny mpianatr'i Jesosy, izay samy Jiosy daholo no tsy amin'ny teny Hebrio?

Satria tsy ry zareo no nanoratra ny baiboly
37. rhaj0 ( 10/09/2015 16:21)
hi hi hi... angaha @ lojikan'i Strong3 n'enao izany :-)

Ny an'i Strong3 izao dia hoe, @ teny gasy no namakiany ny Baiboly, ary dia gasy toa Strong3 mihintsy no resahin'A.tra ao anaty Baiboly ao... ry RBNIR azany moa, kely sisa dia hilaza hoe, niaraka t@ Matio sy Marka ary Lioka sy Jaona mihintsiny ny profeta-ny ao (ara-nofy)...
38. rhaj0 ( 10/09/2015 18:23)
Hey Strong3 a... Ny @ ilay voromailala nirahin'i Noah hitsapa ny halalin'ny rano, jereo anie eto ee..
http://lmgtfy.com/?q=how+long+can+a+pigeon+fly+without+stopping

hi hi hi... marina ny anao.. mety tonga hatrany Kilimanjaro marina ravoromailala.. Dia tena safo-drano koa izany h@ canal Andriantany kouh.. :-)

Fa raha ny goaika nirahin'i Noah koa, dia eto jerena eee..
https://answers.yahoo.com/question/index?qid=1006050300368

angaha tsy mampivanitika... dia hoe, afaka manidina alavitra tokoany koa ny goaika... raha mitaingina roplanina :-)

"roplanina " : io ilay detail tsy nosoratana tanaty Genesisy...
39. Strong3 ( 11/09/2015 12:48)
pouahhahahah...! :-) :-)

zanatany rômana sy grika ireo ka mazava raha nahay nanoratra tamin'ny teny grika ireo , ary mazava va hoan'ireo tandapa jentilisa no nanoratana fa tsy hoan'ny jiosy!
mba alalino izay vao manatsatso

i rhaj0 moa izany dia eeeeh faly ny hivaninika ao fotsiny , zara aza misy hampidinana ny stresse
kkkkkk ...

40. endriny ( 12/09/2015 04:58)
hihihihi

Oviana ny Jiosy no nozanahan'ny grika hono e... dia maninona ny taora no tsy nosoratany tamin'ny teny grika na romanina koa hono e

Ny testamenta vaovao dia tamin'ny taona faha 100-300 taty aorianan'ilay Jesosy no nanoratana azy, ary tsy ny mpianatra no nanoratra azy fa ry Piso, Raomanina nandala ny foto-pisainana grika mba hanapotehina an'Israely sy ny finoany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3729