You are here: home > Forum

t@avril za n niteraka ny zanako voloany.ny kiboko ...

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : t@avril za n niteraka ny zanako voloany.ny kiboko ...
Valiny : 4
ashley.fabia14 - 22/07/2015 11:19
t@avril za n niteraka ny zanako voloany.ny kiboko tena ts mety miena mits mba toroy evitra azafad fa tena mandrerak be ana n paoziko.de mety afak ko v ny tsatsakaotra.inon n atao azafad.mba valio
Valio | Miverina eny ambony
booboo - 22/07/2015 20:49
Manao sport FA rehefa miverina tonique ny perinee !
Lay tsatsakoatra toa tsy afaka intsony an...
Valio | Miverina eny ambony
ashley.fabia14 - 23/07/2015 14:55
tena tss evitr tson v le tstskaotra?
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 23/07/2015 19:25
......mahavariana....
Valio | Miverina eny ambony
booboo - 23/07/2015 19:37
Fiffi > hihihihi

Ashley > c'est la vie ! :-D. Raha efa fotsifotsy izy dia tsia. Raha mbola roserose dia tsia Koa, afaka hydrater-nao tsara fotsiny ny hoditrao dia tsy dia quoi. Ary raha mianatra manaiky hoe niasa be ny hoditrao nihitatra mba hhasoa anao sy lay zaza nandritra ny 9 volana ? Mety hanampy anao hanaiky ny vatanao "vaovao"...
Valio | Miverina eny ambony