You are here: home > Forum

sshuuut!!!

Lohahevitra : Resa-dehilahy
Fitohizan'ny hafatra : sshuuut!!!
Valiny : 3
sakaiz - 07/05/2015 14:33
miarahaba ny lehilahy!
mba mila hevitra ry zalahy mialohan'ny hidirana lalina a!
zao le blem:otran'ny mitady hisy volo mipoitra eo @ lohan'i balita(le efa eo am satroka mitsy) ary tsy 1 na 2. zah ve no tsy norma sa mba accident iny?de inona solution?
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 08/05/2015 22:03
sshuuut!!! hoz'ianao, ka dia sshuuut!!! izany e.. sirisiriho mangingina ao.. f'aza mikirapaka fa normal daholo izany..

http://lmgtfy.com/?q=hair+on+the+penile+shaft
http://lmgtfy.com/?q=how+to+remove+hair+on+penile+shaft
Valio | Miverina eny ambony
sakaiz - 09/05/2015 07:15


rhaj0
.. f'aza mikirapaka fa normal daholo izany..


zany ahay ny valin-teny mba nandrasana kle!
okay,merci rhaj0 a
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 09/05/2015 13:15
ilay hoe "normal daholo izany" dia fitenin'ny dokotera aty aminay aty.. Ny tiany ho lazaina, raha ny fazahoako azy, dia hoe, TSY hoe tena sampona na hoe lozabe izay manjo ny tenantsika, fa ny tenan'olb fotsiny no mi-reagir isan-karazany.. ary "normal" ilay isan-karazany fa tsy hoe "areti-mandoza" raha vao tsy mitovy @ ny an'ny hafa..
Valio | Miverina eny ambony