Solfa klasika

1. jakoba ( 09/04/2015 07:04)
Miarahaba,

Mitady solfa klasika aho ho an'ny chorale anay izay mba manana azafady.

Ilay "Ingao ny hira vaovao" no tena ilaiko fa tsy mety mahita mihitsy mihitsy aho.

Misaotra indrindra,

Jakoba
novalian'i dinaraj ny 19/05/2015 07:40
2. dinaraj ( 19/05/2015 07:40)
Miarahaba,

Jereo ato sao dia misy : www.solfa.mg

Raha toa ka efa nahita ianao, dia afaka zarainao ao @ solfa.mg koa ho an'ny rehetra !

Dina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1571