vita ny baolina ry zalahy

1. bazylou ( 04/04/2015 17:30)
namidin drajao amin'ny mena sofina ny aeroport ivato sy nosybe ary ny toby famokarana herin'aratra ao mandroseza sy vohibe.

beeeuurrk
2. rhaj0 ( 06/04/2015 15:08)
k'ianao natory kouh... lasan'ny kivindro ny taolana izay ianao vao hanangona vato, sa ..

k'efa hozy ny olona hoe, inona ity 40 millions de $ nananan-dRajao nanaovana propagandy ity.. avy aiza.. dia hozy Rajao, izaho tsy hiteniteny..

Dia inona fa izao isika rehetra mandoa ekolazy..
3. endriny ( 08/04/2015 07:30)
Nandresy ny Makia
4. bazylou ( 09/04/2015 15:08)
izany makia izany dia hafa indray ry endriny an.
5. andry 1000 ( 18/04/2015 04:01)
oay le!! tena marina daholo ve ireo ? koa tsy hihinany tsy fihinany daholo ve le alika e!!! gravy be zany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3157