Inona no atao hoe rhumatisme ?

1. mpisotrtoaka ( 30/03/2015 10:10)
Salama daholo ny namana rehetra ! Inona no atao hoe rhumatisme ary inona no mahatonga azy ! Inona no fanafany ? Misaotra indrindra e !
novalian'i Ratoa ny 06/05/2015 14:19
2. Fiffi ( 30/03/2015 12:30)
tsy misotro taoka

3. saho ( 30/03/2015 13:57)
rheumatisme dia aretina taolana, taova,nofo sns...mety misy tsy mety ny ranonjavatra mampitana ireo , mety misy tsy mety koa ny anticorps le marary
matetika manaintaina be, ohatra tanana, tongotra valahana sns...
mety misy faharatsiana ny endriky na bikan ny ratsantanana, mivilana na ohatran izany

Misy seho isankarazany ny fisehoan ny aretina rhumatisme, aza mihinana hena be loatra na sakafo matavy be menaka sy sira, ajanony ny sigara raha mifoka sigara enao satria mikatona koa ny lalandra nao amin io rhumatisme io

milona anaty ranontsira anaty ireny baignoire ireny raha afaka manao izany, moa raha tsy afaka dia lomy anaty koveta misy ranomasina na ranotsira atao ranomafana ny vatana marary na tongotra na tanana na valahana , manaova barika ady gasy hahafahana milona ireo lazaiko ireo
Ovay ny sakafo, asio legumes be dia be na voankazo, mahereza misotro rano tsotra, na ampangotaina fotsiny aza, na dite, na tambavy. any gasikara be tambavy be, inona no olana
Mirary fahasitranana dia mahereza!!!1
4. mpisotrtoaka ( 30/03/2015 15:11)

saho:

Misaotra indrindra ! Inona avy no tena fadiana d inona tena fanafodiny fa efa 8 mois izay lazain'ny dokotera fa ts ampy magnésium sy calcium nefa hay rhumatisme le izy ! Misaotra mialoha sahady
5. booboo ( 30/03/2015 18:11)
Curcurma sy poivre noir ny @ rhumatisme raha mampiasa épices @ sakafo. Matanjaka kokoa ny pcpes actifs n'ny curcurma rehefa ampiarahana @ poivre noir. Cannelle koa tsara resaka rhumatisme, afaka ampiasaina épices @ kaly na atao fisotro ( tsy atao be loatra sy tsy maharitra laotra fa maha addicted )
6. mpisotrtoaka ( 31/03/2015 13:31)
msaotra e ! Met atahorana ve fa marary hovana ilay marary amzao efa 8 mois izay ! Lazain'ny docteur tam voalohany sy ny hafa hoe ts ampy vitamine sy calcium d tsindronina intraveineuse nefa izy ar ts miasa mafy !
7. Ratoa ( 06/05/2015 14:19)
sakafo matsiro, be hena matavy sy tendron tahaka ny tongotromby na tongà-kisoa no tena mahavoa rhumatisme, sy goutte koa. Mihinàna legume isankarazany, misotroa rano 1,5l/jour.
Misy fika hafa fantatro fa andefaso message personnel aho raha intéressé ianao.
Ny rhumatisme sy arthrose aloha dia tsy sitrana mihitsy fa tsy maintsy mitaiza tena ianao mba tsy hitatra lay izy, indrindra ny fanaintainany.
Ny aretina rehetra dia mahafaty daholo.
Izay mahalala ny aretina manjo ny tenany ka mitaiza tena dia mety ho ela velona.
Nisy olona fantatro narary fo (malformation congénitale) nolazain'ny dokotera fa raha mahatratra ny faha 18 taonany izy dia tena sambatra. 97 taona izy vao maty satria nahay nitaiza tena: fahalalana, fahatsiarovan-tena ary discipline.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.496