examen

1. shala ( 25/03/2015 02:34)
Salama daholo e!
Andao mba atsiaro ilay rehefa examen tany ampianarana fa otrany nafinaritra .
Ny ahy zao tsy adinoko mitsy.rehefa fanadinana moa dia ts maintsy misy akizy afa classe manasaraka toeran an ilay mitovy classe.

za&le namako ray zay niray latabatra elanelanin akizy classe 4e zay roa vavy.histo-geo t@zay,histoire tena aiko d nataoko aloha f ny geographie ts mbola nkitiana.nin'le namako ndray géo vita aloha satr ainy b fa histoire mbl tsisy vita.

Inona ozy nareo fa nampifanakalozina ary feuille anay roa vavy satr ef kely sisa ny heur.mba faly ery hoe mandika fotsiny sisa.kobon'le jury teo ampanakalozana anle izy fa tonga de nalainy de teo iany de nataony 0/20 hi!hi!hi!d las nande nvoka zay roa vavy no nanaovanay kafara b le madam hoe"any@bacc miaona e!"
sam afaka bacc zay roa de nigestiavanay nandalovanay tao@le école mts le madama.

ary fanaonareo refa examen?nisy ni fraude v?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.294