Un malgache a la tete de HEC paris depuis 20ans 
Dia gaga ianao... Fa mba taiza aza ilay mpanao gazety no nianatra... Fa maninona raha nolazaina hoe un francais d'origine Malgache... |
Valio |
Miverina eny ambony
Tsy hita e ! Rara-kivy ilay mpanao gazety fa hoe Bernard Ramanantsoa no anaran'ny Tale Jeneralin'ny HEC. Tsy fantany fa tsy misy maha-malagasy an'io olona io afa-tsy ny anarany. Mety tsy hilevina aty koa io olona io. |
Valio |
Miverina eny ambony
logique be zany eh! aty iz tsy ho lasa deba mitsn ar ku! |
Valio |
Miverina eny ambony
marina izany ry tsamy fa ngah dia tsy misy gasy mahay ny eto madagasikara e |
Valio |
Miverina eny ambony