cours de français

1. Vazivazo ( 20/02/2015 07:43)
Nanadina mpianatra anakiray ity prof de Frç dia hoy izy:
- Mitsangàna ianao dia mitanisà verbe du premier groupe maromaro...
-Nitsangana ilay mpianatra voatondro dia hoy izy: appeler - rencontrer- inviter - accépter- embrasser - deshabiller- caresser - coucher.....
-Niakatr'afo ilay prof de tonga dia niteny hoe: raha mbola sahinao ny manohy @ verbe manaraka eo hoe "pénétrer" dia omeko ZERO ianao,
- dia notohizan'ilay mpianatra ary ny verbe du premier grp: ....decourager -rhabiller - raccompagner - énerver - rentrer - et maaaassssturber.

2. 5laody ( 21/02/2015 17:05)

Maraina izany dsk a!
3. remile4 ( 24/02/2015 08:20)
marina mihitsy izany
4. hafahafa ( 24/02/2015 09:19)
lalina ko zany a! tena ry zala aminizao fotoana mitsiny ko klou no efa lalitsaina be e, sady sahisahy be
5. mpisotrtoaka ( 07/04/2015 11:34)
Tena zava-misy marina io kle ! hou hou hou hou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5961