Mba nankaiza marina oa le mpihira rap gasy efa t@ année 2000 angamb izy zay .KAIZA no anaran tarika fa mba tsara iany ny hira ny zareo (Mama ,Papa ...)

1. Fheno ( 18/02/2015 13:16)
Santionany

Mama hoanao izao hira izao
Mama fa faly ny zanakao
Mama isaorana ianao Neny
..............................

Fa fahatsiarovana sisa nitantarnlah
Fatsiarovana velona ato anatiko
Mahatsiaro tena irery ity akama nlah
Fa lasa ialah
......................................
be dia be ny hiranzareo fa ireo iany no tadidiko
novalian'i ramga ny 18/12/2016 20:17
2. sitlo ( 18/02/2015 19:27)
Teny ambohimanarina teny io tarika io raha tsy diso aho. Fa tena tsy kobo tsony matetika maimaika...

Ilay faharoa mbola haiko hatramin'ny farany fa tena tsy hita tsony le k7.
3. loguekata ( 19/09/2016 18:35)
sao mba misy manana an'reo hira ireo?
4. ramga ( 18/12/2016 20:17)
ten mlay n hiran iz ireo . Ten ambohimanarina tkoa io tarika kaiza io. Fa ra mb mis manana ilay hira dia mb partageo ny lien e. Tam taona 98 zareo n nalaza b. Matetik mand tam radio farimbona ny hira tam zan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1944