Ny niavian'ity sary ity

1. hery ( 17/01/2015 19:19)
Nisy nanaparitaka sy nilaza hoe sary teny Mahamasina nandritra ny rivodoza teo ity sary eto ambany ity. Rehefa natao anefa ny fanadihadiana dia sarin'ny Kianja Kota Bharu any Malaisie izy ity. Ireo ambany ireo ny sarin'ny kianja hafa:



Sary hafa









novalian'i Maningana ny 15/09/2015 09:46
2. hadji ( 18/01/2015 04:19)
io rahery ilay sary mihitatra a
3. nila.m.t ( 18/01/2015 08:47)
saika izy kosa koa
4. nannie ( 18/01/2015 11:28)
... izay ary ilay nahiako...
nila.m.t:

saika izy kosa koa
5. mpisotrtoaka ( 19/01/2015 06:50)
Tena za efa nihevitra fa izy latsaka fahefany io a !
6. mirananirina ( 03/02/2015 18:49)
Izay ilay honohono ko!!
7. Iarindria ( 04/02/2015 08:42)
Loza be tko rah teto no nisy otrzao
8. Maningana ( 15/09/2015 09:46)
aleo atao hoe MITOVY FA TSY SAHALA ref mijery lay sary navoitran'iHERY io e, rah raisina zany oe jery avy aty avaratra dia i CARLTON ilay trano lehibe itsy dia eo ANOSIBE zany ny toerana misy an'i Carlton, hihihihi, ny TRIBUNE ndray zany lasa AVY ATY ANTSINANAN'ny terrain, hahahha dia ny Ankadilalana sy Befelatanana zany lasa MALALAKA BE misy building marobe iretsy e, hehehhe, mahafinaritra eeeee

Iarindria:

Loza be tko rah teto no nisy otrzao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4172