You are here: home > Forum

Harenan'ny Malagasy

Lohahevitra : Tsetsatsetsa tsy aritra
Fitohizan'ny hafatra : Harenan'ny Malagasy
Valiny : 3
mpisotrtoaka - 14/01/2015 06:31
Lasa aiza tokoa lehiretsy ilay vongam-bolamena be am kilao iny a !? Ary ilay vola tamin'ny gony tratra teny Amboanjobe nankaiza daholo ?
Valio | Miverina eny ambony
hafahafa - 14/01/2015 08:31

mpisotrtoaka
Lasa aiza tokoa lehiretsy ilay vongam-bolamena be am kilao iny a !? Ary ilay vola tamin'ny gony tratra teny Amboanjobe nankaiza daholo ?

Efa lany nanaovana fety e!
Valio | Miverina eny ambony
mpisotrtoaka - 15/01/2015 05:15
Ekany kle ! Na nanaovana propagandy !
Valio | Miverina eny ambony
Maningana - 11/03/2015 07:58
PROPAGANDY SY FETY ANGAHHHHHHH! nanamboarandry zareo trano be sy nentiny nitsangatsangana kouuu, izy hiasa saina izay vahoaka madinika tsy mandady harona any, efa tratra aloha izao lay toerana dia mba araraotina daholo izay azo atao rehetra e
Valio | Miverina eny ambony