You are here: home > Forum

Mpanao gazety

Lohahevitra : Hoy ny gazety
Fitohizan'ny hafatra : Mpanao gazety
Valiny : 1
mpisotrtoaka - 14/01/2015 06:30
Voakiana lava ny mpanao gazety rehefa mamelaka ! Nahoana no tsy hamelaka koa ''Ohatrinona moa ny karama omena azy ireo raha manana maitrise en lettre na nandalina SamisEsic 6 ans izy !? 1 millions 5 ! In zany no tokony ataony !? Anjaranao no mibaradaka !
Valio | Miverina eny ambony
calin.brandon - 19/01/2016 08:08
Maninona anefa moa raha toa ka tsara ny kalitaon'ny analyse-ny sy asa-sorany ? Izay tsy mbola izay aloha ny zava-misy. Indrisy !
Valio | Miverina eny ambony