FETIN'NY MISASAK'ALINA

1. moustaraf ( 21/12/2014 04:37)
Salama namana,
Mba itondray fanazavana momba an'io fetin'ny NoEl misasak'alina, ny nihaviany sy ny miaraka aminy ,izay tsara ho fantatry ny rehetra.
novalian'i RBNIR ny 16/03/2015 11:47
2. damah ( 21/12/2014 15:41)

[quote=moustaraf]
Salama namana,
Mba itondray fanazavana momba an'io fetin'ny NoEl misasak'alina, ny nihaviany sy ny miaraka aminy ,izay tsara ho fantatry ny rehetra.
Noely misasak'alina : izany hoe tao anatin'ny maizina ny nahaterahan'ilay mpamonjy , haizin'ny fahotan'ny vahoaka Jody , ary natao misasak'alina izay manasaraka ny haizina @ mazava ; i Kristy nitondra fahazavana ho an'izao tontolo izao , izay alo no theolojiany e, mazto mfety
3. moustaraf ( 23/12/2014 08:45)
Itony ve izany no nadika sy nalaina tahaka?

Horus d’Egypte

Les histoires de Jésus et d’Horus/Osiris sont très semblables, le dieu égyptien ayant éventuellement de plus contribué au titre de « Christ ». Horus et son « autrefois-et-futur » père, Osiris, sont fréquemment interchangeables dans le mythe, comme : « Moi et le Père, nous sommes un. » (Jean 10:30). Les légendes relatives à Horus (ou Osiris) datent de milliers d’années, et ils ont avec Jésus les points communs suivants :

Christ in Egypt: The Horus-Jesus ConnectionHorus est né de la vierge Isis-Meri le 25 décembre dans une grotte/crèche ; sa naissance était annoncée par une étoile à l’est et attendue par des dignitaires ou « hommes sages ».
Il était un enfant enseignant au Temple ou « Maison du Père », et fut baptisé à l’âge de trente ans.
Horus a aussi été baptisé par « Anup le Baptiste » , qui devint « Jean le Baptiste ».
Il a eu 12 compagnons, sujets ou « disciples ».
Il effectua des miracles et ressuscita un homme, El-Azar-us, d’entre les morts.
Le dieu égyptien marcha sur l’eau.
Horus fut transfiguré sur une montagne.
Le dieu égyptien a été tué, enterré dans un tombeau et ressuscité.
Il était aussi la « Voie, la Vérité, la Lumière, le Messie, le Fils Oint de Dieu, le Fils de l’Homme, le Bon Pasteur, l’Agneau de Dieu, le Verbe », etc.
Il était « le Pêcheur », et était associé à l’Agneau, au Lion, au Poisson (« Ichthys »)
L’épithète personnelle d’Horus était « Iusa », « le fils éternel » de « Ptah », le « Père ».
Le père d'Horus s’appelait le « KRST », longtemps avant que les chrétiens n’en reprennent l’histoire.

De nombreux objets anciens dépeignent Horus bébé tenu par sa mère, la vierge Isis – l’originale de la « Madone et l’Enfant ». Ces motifs peuvent être trouvés dans d’anciens textes égyptiens, ainsi que d’autres artefacts, comme détaillés dans mon livre Le Christ en Egypte : La connexion Horus-Jésus.

4. RBNIR ( 24/12/2014 14:50)
Raha azoko tsara dia itony izany izao no tena site azo antoka fa maripotitra ary voaporofo ny filazany???

http://www.truthbeknown.com/francais.htm

Aza mampihomehy re ry namana moustaraf a!!!

Ho antsika rehetra ! ny Baiboly ihany no Marina ny ankoatran'izay tsy azo antoka.

Ny baiboly dia tsy avy amin'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany fa tena nisy asan'ny Fanahy Masina tao.
« fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Pet.1:20)
« fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy. » (2 Pet.1:21)

Samia ho tahin'ny Tompo namana

5. rhaj0 ( 24/12/2014 16:05)
http://www.cnn.com/2014/12/23/opinion/parini-how-we-got-christmas/index.html?hpt=hp_bn7
Inty misy fanadihadiana ny @ hoe, avy aiza marina ity fankalazana ny Krismasy ity.


In fact, midwinter festivals, including Saturnalia and Dies Natalis Solis Invicti, were broadly celebrated in ancient Rome. In ancient Egypt, there was a festival that marked the birth of a child sun-god, Horus, whose mother (called Isis) was a virgin. Indeed, this child was "laid in a manger," one of many similarities with the Christmas story.

Scholars have been all over this, going back to one of the earliest Christian writers, St. Epiphanius of Salamis, who noted the similarities.


Izany hoe, ilay 'revirevy' sy 'fombafomba' anie efa hatrany Ejipta no nankalazana an'i Horus (child sun-god) izay teraka t@ Isis virijiny.

Although his many famous letters occupy a large space in the New Testament, Paul fails to mention even once the manger in Bethlehem, the hovering star, the wise men, angels keeping watch over their flocks by night, Joseph and Mary on the run -- anything that we normally associate with this major church festival. (..) It's worth noting that the earliest of the gospels, Mark, makes no mention whatsoever of Christmas. Nor does the fourth Gospel, John...

I Paoly sy Marka ary Jaona izany TSY nitantara Krismasy.


But there was, among early Christian gatherings, a strong need to have a myth of origins, a story about the beginnings of the man who ultimately became the Messiah, the Christ. Probably drawing on Persian myths, Matthew and Luke came up with Christmas stories that have almost nothing in common.

Ka dia io izany no nitsirian'ny hevitra Krismasy. Nisy 'filàna' toa izay dia ... natao.

Christians didn't celebrate Christmas in the first two centuries. (..) It wasn't until the middle of the fourth century that almanacs began to list Christmas as a celebration.

Taty aoriana vao tena raikitra ilay 'revirevy' sy 'fombafomba'


Fa na izany na tsy izany, dia miombo-kevitra @ conclusion aho, hoe ..

... consider this (..) a time of spiritual renewal, a time of the year when darkness opens to the possibility of light... to a change of heart, a way of overcoming violence in the world with love and grace.


Happy Holidays - Joyeuses Fêtes - Mirary Fety Sambatra.
6. moustaraf ( 24/12/2014 16:26)
Miala tsiny aminao namana RABENIRAINY , tsy nilaza aho akory hoe site "fiable ", fa fanontaniana no napetrako hoe : io tantara io ve no nalaina tahaka, namoronana ny krisimasy?
IZay mbola nohamafisin'ilay namana Rhajao etsy ambony.

Ny olana goavana ho anareo isehosehoan javatra ireo dia ity :
Mihevitra ianareo fa io baiboly io dia nampidinina mivantana avy tany an danitra ary natolotra tamn fomba ofisialy, ka na inona misoratra ao dia marina sy authentique avokoa.

Misy tantarany koa anefa io baiboly io, ary betsaka ireo anaran'olombelona azo tanisaina izay samy nametraka ny dian tanany ao. Raha hitory teny sy hampianatra baiboly,aty amin taonjato 21 izao, dia mila MAHALALA, mba tsy ataon'ny olona fi....satria efa be loatra no novaina sy noforonina e!

Mba alefaso eto ndray "l 'histoire de la bible " iny e! sao mba hisokatra ihany ny mason'itony namantsika itony.
7. RBNIR ( 24/12/2014 16:58)

moustaraf:

Miala tsiny aminao namana RABENIRAINY ,


:)
8. RBNIR ( 24/12/2014 17:02)
Tsy mila mikaroka lava be na manao recherche lava Be fa miainga amin'ny zava-nisy marina ary iarahan'ny rehetra manaiky fa tena nisy ary tsy azo lavina dia ho hita "Ny Marina" e!

Ity daty iray ity izao ohatra dia daty "tena Marina" 07 Mars 321 (tadidinao v)? miainga eo ny fikarohana "ny Marina" rehetra tany aloha namana.......
9. RBNIR ( 24/12/2014 17:06)
Io ny daty manakaiky indrindra ilay "tantara Marina" tamin'io no namohana decret (izay voatahiry) hatramin'izao......

Hotohizana raha sitrapony (izay mitady no hahita.....Izay mandondona no hovahana.....)

Samia ho tahin'ny Tompo namana.....
10. moustaraf ( 25/12/2014 03:24)
Hay ve hiaiky ihany ry RABENIRAINY ka miondinkodina ela be eo!
Ianao ary no avela hamoaka ireo tantara nentina nanovana sy nanaovana hosoka ny baiboly e! Ndeh ary izato izy o
11. endriny ( 12/01/2015 06:29)

moustaraf:

Salama namana,
Mba itondray fanazavana momba an'io fetin'ny NoEl misasak'alina, ny nihaviany sy ny miaraka aminy ,izay tsara ho fantatry ny rehetra.


Ilay NoEL moa ry namana zavatra vao noforonina mihintsy mba hanimbana ny kolotsain'ny sasany mankalaza an'ilay hoe Klausen a.

Fa ny sasakalina kosa, na tsimandrimandry dia fomba Israelita mihintsy mba hanatontosana ilay didin'Atra voalohany manao hoe miterha ka mamenoa ny tany...
12. fidinirina ( 16/03/2015 11:09)
Ny krismasy, dia fahatsiarovana ny nahatongavan'Andriamanitra ho nofo t@ alalan'i Jesoa Kristy. Ny Andriamanitry ny Kristiana dia nidina hamonjy ny olony, fa tsy nifikitra t@ seza fiandrianany. (Humilité et grand Amour)
Ekeko fa nifanekena ny daty 25desambra ho entina mahatsiaro izany. Fa ny zava-dehibe amiko (FOND) no tokony ho raisina dia : Tonga teto an-tany Jesoa Kristy hamonjy ny olona rehetra mba tsy hisy ho very. [Izay no tadidio ataovy an-tsaina].
Ny ady hevitra mandany andro amiko dia ny mitsikera ny (FORME):
* fa maninona no 25desambra : dia hoy aho, ovay raha izay fomba tsara mety ahatsiarovana ny famonjena fa tsy probleme. (ndao hiara-manaiky na misy porofo na tsy misy izay fanovana atao eo)
* fa maninona no andro alina: tsy olana koa na avadika atoandro aza. (Tonga teto foana Jesoa Kristy, izay ihany no important)
* fomba Isarelita io na revirevy na fombafomba io : ataoko fa na ny andro nahaterahantsika aza mba tadidintsika ihany, dia diso tokoa ve raha mahatsiaro isan-taona fa tonga tety an-teny ny Tompo efa ho 2.000 taona mahery izao.
Fa Mpamonjy no teraka ho anao ao an-tanànan'i Davida dia Kristy Tompo
13. RBNIR ( 16/03/2015 11:47)
fidinirina:

* fa maninona no 25desambra : dia hoy aho, ovay raha izay fomba tsara mety ahatsiarovana ny famonjena fa tsy probleme. (ndao hiara-manaiky na misy porofo na tsy misy izay fanovana atao eo)
* fa maninona no andro alina: tsy olana koa na avadika atoandro aza. (Tonga teto foana Jesoa Kristy, izay ihany no important)
* fomba Isarelita io na revirevy na fombafomba io : ataoko fa na ny andro nahaterahantsika aza mba tadidintsika ihany, dia diso tokoa ve raha mahatsiaro isan-taona fa tonga tety an-teny ny Tompo efa ho 2.000 taona mahery izao.
Fa Mpamonjy no teraka ho anao ao an-tanànan'i Davida dia Kristy Tompo

Faly misera namana,

Ilay fahamarinana no mahasarotiny an'Andriamanitra fa tsy dia ilay forme loatra:

« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jao.4:24)

Otran'ilay hoe aza miherika tamin'ny andron'i Lota io (tsy dia ilay miherika loatra no olana fa ilay fandikana ilay teny nipetraka hoe aza mierika).

Vakio tsara fa tsy maintsy mivavaka amin'ny ......fahamarinana hoy ny teny eto!

Ny teny mipetraka dia hoe amin'ny fahamarinana, noho izany rehefa tsy marina dia tsy mety e!

Samia ho tahin'ny Tompo namana....

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.892