Hiran'i Ramboatiana Etienne (Bouboul)amin'ny gitara

1. mahefaRR ( 09/12/2014 23:24)
Miarahaba,

mba mizara ny hiran' i Bouboul nosoratany tamin'ny gitara klasika, ho an'ireo izay mankafy sy ho an'ireo izay mbola tsy mahafantatra :

https://www.youtube.com/playlist?list=PLRyukpcWXFpl0gYnB7HCNlKOMr_6ApKV3


Mazotoa e.
novalian'i mahefaRR ny 11/12/2014 17:39
2. booboo ( 11/12/2014 09:57)
wow ! misaotra nizara
3. hery ( 11/12/2014 11:03)
Misaotra fa tena lafatra.

Ianao izany no mitendry?
4. hery ( 11/12/2014 11:06)
Efa voavaly ao amin'ny video ny fanontaniako fa misaotra :-)

Tiako daholo kosa
5. mahefaRR ( 11/12/2014 17:39)
hery:

Efa voavaly ao amin'ny video ny fanontaniako fa misaotra :-)

Tiako daholo kosa


Manao ahoana. Tena nanana mpamoron-kira mahay mihintsy isika malagasy amin'ny Gitara klasika. Ny faniriako, sy ny mba asa kely ataoko ho fahatsiarovana azy, dia ny mba ahafantaran'ny maro an'izany olo-manan-talenta izany.

Aza misalasala ny manaparitaka azy. Misaotra รด.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5638