Fa maninona no hoe: "miaratra na manala volon-javatra"?

1. endriny ( 10/11/2014 14:37)
Tena tsy azoko mihintsy ny antony, fa dia samy miaratra daholo ny olona ety amin'ny tanan-dehibe.
novalian'i endriny ny 26/11/2014 08:50
2. Annie11 ( 11/11/2014 04:06)

endriny:

Tena tsy azoko mihintsy ny antony, fa dia samy miaratra daholo ny olona ety amin'ny tanan-dehibe.


fa anga ny reehfa any ambanivohitra dia tsy miaratra? resaka fahadiovana kosa zany e... sa ...?
3. dreamlover14 ( 11/11/2014 05:45)

Annie11:


endriny:

Tena tsy azoko mihintsy ny antony, fa dia samy miaratra daholo ny olona ety amin'ny tanan-dehibe.


fa anga ny reehfa any ambanivohitra dia tsy miaratra? resaka fahadiovana kosa zany e... sa ...?



Ilay izy kosa aloha dia à l'aise kokoa raha tys misy volo eh !! indrindra ho antsika aty @ tany mafàna. Izaho manokana dia miaratra 1 fois par mois eo fa nefa tian'ny vhv sasany ihany koa ilay misy volo kely ihany eo @ pubis eh! fa tsy ilay midiriboka be ireny.

Ny vhv indray amiko dia mila malamalama tsara eo. ery ambonin'ny pubis no afaka amelany volo kely pour l'esthétique
4. Annie11 ( 11/11/2014 07:41)

marina mihintsy zany ... ny volo ange mitazona loto e
5. 5laody ( 11/11/2014 18:46)

endriny:

Tena tsy azoko mihintsy ny antony, fa dia samy miaratra daholo ny olona ety amin'ny tanan-dehibe.


Ary mbola voatahirinao kosa ilay solomaso special a!
6. endriny ( 12/11/2014 05:16)

Annie11:

fa anga ny reehfa any ambanivohitra dia tsy miaratra? resaka fahadiovana kosa zany e... sa ...?


Ka io ange ohatran'ny fisarihana olona hividy lam fotsiny e, vola ividianana petrol atao jiro aza sarotra eny ambanivohitra...
7. endriny ( 12/11/2014 05:17)

Annie11:


ny volo ange mitazona loto e



Fa angaha kosa tsy sasana mihintsy?
8. Annie11 ( 13/11/2014 03:46)
isariana ividianana lame aona ko e.. lame 20ar isambolana ko ve d anina!!! tsy mahazo petrole ny 20ar !!!

ka ny rano sarotra eny ambanivohitra koo...


endriny:


Annie11:


ny volo ange mitazona loto e



Fa angaha kosa tsy sasana mihintsy?
9. hafahafa ( 13/11/2014 05:07)

Annie11:

isariana ividianana lame aona ko e.. lame 20ar isambolana ko ve d anina!!! tsy mahazo petrole ny 20ar !!!

ka ny rano sarotra eny ambanivohitra koo...


endriny:


Annie11:


ny volo ange mitazona loto e



Fa angaha kosa tsy sasana mihintsy?


Ka nandalo tany rasta kou, d nanao famelabelarankevitra momba ny fitsitsina
10. endriny ( 13/11/2014 15:52)

Annie11:

isariana ividianana lame aona ko e.. lame 20ar isambolana ko ve d anina!!! tsy mahazo petrole ny 20ar !!!

Aiza koa no misy lam 20ar e?

Annie11:

ka ny rano sarotra eny ambanivohitra koo...


Ataoko fa gratuit ny rano eny ambanivohitra, fa aty an-tanan-dehibe no sahirana milaha-drano na mividy

Fa olona miaratra aza no hitako hoe mora marary kokoa satria isaky ny miaratra izy manokatra fery idiran'ny mikraoba amin'ny hodiny

Moa tena diso mihintsy ilay fampianarana miaratra sy manala volon-kelika satria ireny volo anelanelany ireny dia mampangatsiatsiaka ilay faritra, ary miaro ny hoditra tsy hifampikasoka ka mahatonga fery na votsitra na didy...

Fehiny dokam-barotra hivarotana lam
11. hery ( 14/11/2014 08:15)
Ny tena izy aloha dia tsy mila miaratra e. Taty aoriana be izany. Fa raha izany dia tokony tsy mila miakanjo koa sns...

Angamba fitakian'ny toetr'andro sy toe-tany ilay izy. Tontolo iainana mihitsy e. Fa betsaka ny any ambany vohitra tsy miaratra fa milamina tsara :-)

[size=80](fantatrareo ve fa betsaka koa ny vehivavy any ambanivohitra tsy mbola nahita orgasme izany?)[/size]
12. endriny ( 17/11/2014 06:02)

hery:

Ny tena izy aloha dia tsy mila miaratra e. Taty aoriana be izany. Fa raha izany dia tokony tsy mila miakanjo koa sns

Sasanangy samy hafa izany, sady mahazo tsy miakanjo koa ange e rehefa ao an-trano, plazy, dosy...sa koa hoe tokony hanao bonetra daholo ny lehilahy?
13. endriny ( 17/11/2014 06:08)

hery:


[size=80](fantatrareo ve fa betsaka koa ny vehivavy any ambanivohitra tsy mbola nahita orgasme izany?)[/size]


Io tsy hoe any Ambanivohitra ihany fa saika manerana ny eto anivontany iray manontolo. Ny antony dia ilay fahazarana mipetraka tamba-be. Hany ka mitsaitsaika mihintsy rehefa manao sao ren'ny ankizy na ny iray tampo na ny ray aman-dreny be.

Io no mahatonga ireo trano hotely fanaovana pasy mandeha be satria any afaka mikiakiaka izay tiana, misefosefo izay tratra.

Izay no tombon'ny any anindrana satria vao tonga fotoana ny zanany vavy na mba mahaandry omby ny zanany lahy dia efa atokany trano.
14. endriny ( 17/11/2014 06:11)
Raha eo amin'ny fahasalamana aloha dia tsy tsara ny miaratra indrindra ho an'ny olona manao hetsika ara-batana satria mahatonga didy sy fery noho ny hafanana. Moa koa isaky ny miaratra ianao dia manokatra fery amin'ny hoditra ka mahatonga ny olona ho be kimonimony manodidina ny fivaviana na ny filahiana, sady mampirongatra ilay aretina mangilo ateraky holatra madinika.
15. mirananirina ( 18/11/2014 18:50)
Koa tsy lasa lava be ve io raha tsy asorina. Manongotra ny sasany, asiana lavenona hono dia ongotana.
16. Annie11 ( 19/11/2014 04:03)
ka oe tsy arapahasalamana hono ny miaratra.. d asa aloha ry zareo fa za tena misy fofona rehefa misy volo na dia kely aza a... ka raha ny fahasalamana no tsinjovina zany , d mairitra fofona ...



mirananirina:

Koa tsy lasa lava be ve io raha tsy asorina. Manongotra ny sasany, asiana lavenona hono dia ongotana.
17. endriny ( 26/11/2014 08:50)
Annie11:

ka oe tsy arapahasalamana hono ny miaratra.. d asa aloha ry zareo fa za tena misy fofona rehefa misy volo na dia kely aza a... ka raha ny fahasalamana no tsinjovina zany , d mairitra fofona ...

Ara-boajanahary ny fofona, ary ny olona rehetra raha mbola velona dia tokony manana fofona ho azy manokana. fa raha eo amin'ny taovam-pananahana kosa, ny fofona dia taratry ny fahasalaman'ilay taova.

Raha tsy misy iny fofona somary malany ilay olona na malefaka ny fofona aminy, dia midika fa sarotra ny fahazoana zaza, na momba ilay olona.

Toa izany koa ny sperme amin'ny lehilahy raha tsy misy ilay fofona mahery iny dia sperme efa very aina izay.

Raha tsy malany indray ny fofona fa maimbo dia marary ilay olona


mirananirina:

Koa tsy lasa lava be ve io raha tsy asorina. Manongotra ny sasany, asiana lavenona hono dia ongotana.

Bangoina dia atao rasta e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2692