Sekisa - fafin'aharetana 
rhaj0 - 19/11/2014 12:34
|
![]() Rehefa TIA ianao dia ... TIA Rahefa VONONA ianao dia ... VONONA Ary rahefa TSIA hoy ianao dia ... TSIA. Fa dia ampianaro ny zavavikelintsika ao e... Jereo hoe ny bien-etre-nao ao .. Ny andaniny dia TSY hijery an'izany fa ny "satisfaction"-ny ihany no mahamendy azy ao. Ka rahefa TSY confortable @ izay atao ao ianao, dia TSISY an'izany "fitsipika-masina-fa-tsy-lazaina" izany, fa lazao ny TSIA, ary tsisy adi-hevitra io fa dia tena ny TSIA no atao. Raha tena "tia" tokoany koa izy dia hanaja sy hiaino ary hanampy anao ho @ bien-etre-nao ao. Fa io ho'a na h@ mpivady azany... Dia mody hoe "fandeferana" hono izany, hozy ilay "fitsipika-masina-fa-tsy-lazaina", nefa dia tena fitiava-tena ngezabe, sy tsy-fijerevana ny hafa, ataon'ny lhl fotsiny. Dia raha ny fahitako azy aloha, dia tena hotry ny hoe ny manome fahafinaretana. na raha tsorina, dia hoe, ny "manompo" ny lhl (sy ny filany) no ilaina an-dravhv. TSISY fijerevana ny bien-etre-n'ny vhv, manginy fotsiny ny fahafinaretan'ny vhv koa... Ary mampalahelo ary tena mampalahelo io.. satria dia betsaka ny vhv "mino" ary "miaritra" @ izany... Tena raha caricaturiser-ko, dia betsaka @ ireo vhv manambady ireo, na hatraty na hatrany, no "profesionely" @ "fiaretana", fa TSY @ "fahafinaretana" |
rhaj0 - 19/11/2014 14:57
|
![]() Ka samia mandini-tena sy mandinika ny andefimandriny ao azany e... - profesionelin'ny "fiaretana" ianao, na izy ao, sa - profesionelin'ny "fahafinaretana" Fa dia "mila miresaka" isika eee.... (we have to talk)... |
andrywui - 19/11/2014 15:00
|
![]() |
rhaj0 - 19/11/2014 15:22
|
![]() Mampalahelo anie fa rahefa vhv no miteny an'ireo dia izy indray no mahazo loza e... lazaina fa feminista-ndoza.. lazaina fa tsy tia lhl... lazaina fa sakay kely rano ... esoina fa hoe dia naninona loatra... nefa izy mba mitsinjo ny bien-etre-ny koa... heloka ve raha mitsinjo ny bien-etre-ny ny olona ???? Rahefa lhl azany no miteny an'io, dia voapepo hoe rose-rose.. vavy-lahy.. tsy mba solidaire @ lhl... "fa dia naninona loatra" ... Izaho k'lou dia tsy rototra @ izany e... fa raha izaho aloha, dia tia sy manaja vhv.. Raha ny aminao "omenamena" indray dia ... ameo "handjob" azany ilery hono rahefa izany e... na boobjob... na blowjob ... na footjob (raha manana foot fetish)... na tsy haiko, cuisse-job... na aisselle-job ![]() Dia mba creatif ianao @ io re ry Andrywui fa tsy hoe dia ilay atsy foana ihany e... ![]() |
rhaj0 - 20/11/2014 15:47
|
![]() - profesionelin'ny "fahafinaretana" Io izao tokony mba asisika ao @ voady rahefa mifanambady. atao mazava toa io. Ny blabla mantsy dia hoe, ieee... hitsinjo anao aho dia ho tsinjovinao... ka nisy nitsinjo ny "fahafinaretan'ny viavy" ve teo ? Toa resaka ambony vavahady fotsiny ilay izy raha toa ka betsaka loatra ny mpanjakavavin'ny "fiaretana" eto @ ity tany ity. Jereo ohatra eto Only 25 percent of women are consistently orgasmic during vaginal intercourse... About half of women sometimes have orgasms during intercourse. About 20 percent seldom or ever have orgasms during intercourse. And about 5 percent never have orgasms, period. Nefa ny lhl tonga mi-ejacule foana.. Fa io koa azany mampanontanin-tena ny mpandinika sasany, satria betsaka hono ny vhv TSY mahalala akoriny hoe hotry ny ahoana izany "O ry Gasy moa e..." Ka mety lazainy hoe ni-orgasm izy kanefany... kay nangoritsina kely fotsiny tao :-( Fa jereo anie kosany ohatra eto fa misy fanantenana ihany e... - 1 in 3 women have trouble reaching orgasm - according to statistics, most women require at least 20 minutes of sexual activity to climax. - while 61 percent of women ages 18 to 24 experienced orgasm the last time they had sex, 65 percent of women in their 30s did and about 70 percent of women in their 40s and 50s did |
rhaj0 - 20/11/2014 17:00
|
![]() Dia mba heverovereto @ izany... asa... mila lhl folo, 10, izany ny ramatoa vao mba mandeha ![]() |
rhaj0 - 24/11/2014 15:46
|
![]() http://www.cnn.com/2014/11/23/showbiz/bill-cosby-controversy/index.html?hpt=hp_c2 She alleges he gave her a pill and a glass of red wine shortly before she passed out. "The last thing I remember was Bill Cosby in a patchwork robe, dropping his robe and getting on top of me. And I remember a lot of pain," she said. Ka trandremo ihany sao hoe... ilay teriterenao hoe "omenamena" anie ka TSY ara-dalana, ary dia ho tratry ny alokao ianao rahatrizay dadabe koa e... dia ho ahoana hozy ny zafikely ??? Na hoe, efa hoe trandremo ny bien-etre-n'ilay viavy ao, sao dia rahefa rahatrizay vao ho jeren'ny zafikelinao vavy ianao, ka hoe, ahoana ity bainina, fa hozy ilay ramatoa hoe "I remember a lot of pain" nefa ianao izany tsy nandraharaha... |
rhaj0 - 25/11/2014 14:45
|
![]() Fa io moa TSISY sahy miteny, na hatraty na ny eto fotsiny ohatra, ka dia ... samy miaritra mitelina ny mangidiny ao ny viavy. Angaha tsy tena mampalahelo. Fa miresaka bainina oainina. Ilay "droit de cuissage" na koa rahefa vedette dia mahazo manao ny sitra-pony rehetra... Fa dia rahefa antitra vao afa-baraka @ zanaka aman-jafy e... Efa betsaka moa no efa nodimandry niaraka t@ vonihatrany rehetra, fa, ohatra, @ ireo politisiana gasy ireo, dia betsaka no nanindry ny "droit de cuissage"-ny fa dia nefa dia vitavita mora e... misy politisiana be akoriny azany, nanabevohoka zanak'olona fony fahatanorany, fa toa tsisy arakaraka fa toa vitavita any fotsiny ilay viavy, dia ny mpianakavy, ny mpiara-monina, na hoe ny mpiara-mivavaka moa koa tsisy miteny, ny mpanao gazety mifitsaka... Fa mbola ho avy e... mbola ho avy.. |
rhaj0 - 25/11/2014 17:57
|
![]() La majorité des femmes qui en sont victimes, n’osent pas dénoncer. Certaines d’entre elles pensent même en être responsables, ou croient que l’homme a le droit de violenter sa conjointe dans certains cas. Ce que confirme l’enquête démographique de santé (EDSM) pour 2008-2009, selon laquelle 32% des femmes malgaches le croient. Une étude datant de 2007 sur la violence conjugale à Antananarivo (ELVICA), parle de 43% des femmes en couple et âgées de 15 à 59 ans, ont été victimes de violences conjugales durant les 12 mois précédant l’enquête. Les plus jeunes et les moins instruites sont les plus touchées. Par ailleurs, 11% des cas de violences sont des violences sexuelles en lien avec le viol, la prostitution conjugale et le mariage précoce forcé. Io ho'a ry Andrywui, na "miangavy ny amenamena" tahak'n'inona azany ianao, dia hoe manaiky azany izy, satria mantsy hoe "croient que l’homme a le droit", dia avy eo hoz'izy, any aoriana any, hoe "The last thing I remember... a lot of pain" ... fa dia MELOKA ianao e... MELOKA. |
rhaj0 - 26/11/2014 12:44
|
![]() Eto indray dia tena efa samy olon-dehibe, ary depiotE samy depiote mihintsy ... heverinao hoe mba efa matotra fa dia ... giravy an... Fa efa miha-mivoaka ny resaka, ary efa miha-sahy ny viavy mamoaka resaka. Taloha mantsy dia toa ilay viavy victime indray no toa manana sentiment de culpabilite giravy... giravy e... mampalahelo.. fa efa miha-mivoatra e... mivoatra hatrany raolombelona... http://www.lapresse.ca ... la députée affirme que son collègue libéral et elle ont participé à un événement sportif ensemble... M. Pacetti l'a invitée à prendre un dernier verre ... elle allègue que le député libéral l'a «agrippée ... «J'ai gelé. J'ai comme bloqué un peu. Puis il y a eu une relation sexuelle sans que je donne le consentement explicite à cette relation-là.» ... «Ça a pris trois jours avant que j'arrête d'avoir mal à chaque fois que je m'assoyais» |
rhaj0 - 26/11/2014 15:36
|
![]() «Ça a pris trois jours avant que j'arrête d'avoir mal à chaque fois que je m'assoyais» Ataovy (na ataoko) manakoako elaela k'lou ireo ampieritreretana ny lhl.. SY indrindra ny VHV !!! (satria ny vhv tsy sahy miteny, dia io mbola toa "normal" io ilay TSY fijerevana ny bien-etre-ny. Ka aiza ny vhv malagasy eto ve tsy mba.. hanao "Resa-Behivavy" dia mba hitantara @ teny gasy koa hoe, inona no tsapany e ?? (ataovy anonyme raha manahirana, fa mba mitenena moa e...) |
rhaj0 - 27/11/2014 12:40
|
![]() «Ça a pris trois jours avant que j'arrête d'avoir mal à chaque fois que je m'assoyais» ... ataovy anonyme raha manahirana, fa mba mitenena moa e... tena lelafiko ny faladian... an'ny saka... Eny azany e... mety mazana aminao vhv ao ny manjo anao ao izao, fanefa tena mila avoakanao izany ampilamina ny fonao, dia mila avoakanao koa izany ampirisihina ny rahavavikelinao sy ny ankizy mba tsy ho voany.. Raha TSY miteny anie nareo vhv dia mbola ... hangeren'ny vorona ao foana e... Ity izao fanandramana nataon'ny tao zamerika tao. Jereo anie ohatra ity video ity e... mandeha eny @ arabe fotsiny ramatoa dia voan'ny harassement efa ho in-108 ao anatin'ny 10 hrs... Izany hoe, eo @ harassement 1 isaka ny 6 minitra !!! Koa raha lhl tahak'inona voan'ny harassement 1 fotsiny, marina tsy ataon'ny lhl (sasany) ho scandale national izany ??? http://www.cnn.com/video/data/2.0/video/us/2014/10/30/newday-heckled-woman-in-new-york-street-video.cnn.html |
rhaj0 - 29/11/2014 17:10
|
![]() - TSY mi-harceler azy (mody lazainy hoe mikotikoty dia satria fitiavana izany, nefany tena manazinona), - fa koa manampy azy raha sanatria izy harcelEe Efa dingana lehibe izany... Raha manazinona ny vhv ireo lhl eny an-dalana, dia hevero kely inona no ataony any am-pandriana. Fa io olana io anie dia hatraty Kanada sy eraky Eoropa e... Jereo eto http://www.lapresse.ca/ 80% des Canadiennes auraient subi une forme ou une autre de harcèlement sexuel dans l'espace public Ka inona no atao hanampiana ireo anabavikely/rahavavikelintsika ?... izao hono, ohatra.... Interventions directes Interpeller l'agresseur en lui intimant de se taire. S'approcher de la cible pour qu'elle ne soit plus seule. Prendre une photo. Offrir son aide à la cible. Menacer d'appeler la police. Ne pas rire de la situation, évidemment, ni encourager le comportement de l'agresseur. Interventions indirectes Aviser les responsables (d'un établissement, d'un chantier, du transport public, etc.) ou appeler la police. Crier: «Faites quelque chose, quelqu'un!» Former un petit groupe pour intervenir. Faire distraction Demander son chemin. Dans les transports en commun, offrir son siège à la cible. Faire semblant de connaître la cible et l'attirer en disant qu'on la cherchait. Tout autre geste qui peut distraire l'attention du harceleur et permettre la fuite de la cible: renverser son café, échapper son sac, lancer un flash mob... |
rhaj0 - 01/12/2014 14:39
|
![]() Raha tsy hoe, fangolika, dia hoe "les dames d'abord" ety ivelany, fa rahefa (vao voajonony) any am-pandriana, dia miova hira ka hoe ... "Only Meeee"... |
rhaj0 - 03/12/2014 19:01
|
![]() Nanana namana iray izay aho. Ilery dia nanana sipa betsaka ihany. Fa rahefa niresaka dia izao... Dia hoz'izy hoe, ny viavy ho'a ka tena vetivety dia ... pschiiii eeee... mitsononoka moramora ny rano.. ary dia iny koa hono Ilery manovokovoka, ary dia pliiisch pliiisch .. mifantsitsitra koa ny azy ny rano. Raha io aloha no notantarainy, dia raha ny fahazoako azy, dia 1- ilay viavy mamoaka rano ho lubrification kay no heverin'lery fa mitovy @ ejaculation 2- tena TSISY tonga @ orgasme mihintsiny izany ireo sipa be dia be nifandimby nasian'lery tany... sa nety tonga ihany zareo fa Ilery no tsy kOpy ? Fa nitohy ny resaka... dia hoz'izy hoe, ilay vadibeny hono ka tena mahay manao. Dia hoe fa ahoana. Dia hoe, raha vao lasa hono ny mi-pliiisch pliiisch an'lery, dia kinga sady mahay tsara i raviavy maka mosara, ary dia tonga dia mamafa ny ao ambany ao, ary dia tena mba tsisy trasiny mihintsiny ny azy ny lambam-pandriana... Oadray... ka dia tena TSISY orgasme mihintsy izany i ramatoa, fa aiza koa no viavy orgasmique no mbola manana reaction ny hikajy ny lambam-pandriana ?? |
sandye - 23/12/2014 14:23
|
![]() |
rhaj0 - 23/12/2014 15:34
|
![]() |
iriantso15 - 08/01/2015 07:18
|
![]() mirananirina?mitory zavadalina ny hehy nao hihi? |
Strong3 - 20/01/2015 11:48
|
![]() ________ amiko ny tsy fahavononan'ny roa tonta no mahatonga ny fananahana tsy hovonona hoazy. na hasiana prelim adin'ny zato eo aza io tsy miakatra rhefa tsy misy complicité ny couple de misy foana olana eo ampanaovana firaisana ara-nofo. sarotra be anefa ny ahitan'ny couple fotoana tena iarahan'izy ireo tonga ao amin'ny fahatairana te hiray. ka ilaina ny resaka sy ny otra isa-karazany mba ampahavonona ny saina. ny prélim dia vokatrin'ny complicité fa tsy teri-vaimanta akory. noho izany : ataovy tsara ny fifankazahoana mba ho tsara fandriana ianareo |
mirananirina - 22/01/2015 22:10
|
![]() |