Fakan-tahaka hatrany

1. mpisotrtoaka ( 21/10/2014 15:37)
Tadidinareo ve ilay film Lôrety sy Mardy ! Comedie gasy izy io ar mino aho fa notsoahana tamin'ireto mpilalao fampihomehezana malaza ireto ! D ts hamorona miits ve ny gasy fa d haka tahaka foana e ! "Laurel et Hardy". Ny personnage no novana ho vehivavy daholo fa ny feeling d lasitra iray !
novalian'i Sahia ny 10/02/2015 06:46
2. Sahia ( 10/02/2015 06:46)
Miandry an'isé hamorona zany zahay e, mba antsoy ihany raha misy ifanampiana, sa ahoana???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2098