Ny helo/Afobe

21. rhaj0 ( 23/10/2014 18:21)

gasy1zay:
... olona manenjika fivavahana...

Inona no tianao lazaina @ hoe "manenjika" izany ? hoe "manenjika fivavahana" izany ?
22. gasy1zay ( 23/10/2014 18:40)

rhaj0:

gasy1zay:
... olona manenjika fivavahana...

Inona no tianao lazaina @ hoe "manenjika" izany ? hoe "manenjika fivavahana" izany ?

ny tiako ambara @ ilay manenjika eto dia hoe manohitra na manaratsy
23. rhaj0 ( 23/10/2014 19:22)
manenjika ao @ RAkibolan'i Hery :
• Mihazakazaka avy aorian'ny olona ixay ka manao izay hahatratrarana azy
• MamPijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza: Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny..

Ka "mihazakazaka avy aoriana" ve i Lennon? TSIA, mandositra akoriny azany izy, ary ireo guru indiana no niantsampazany
Ka "mampijaly olona" ve i Lennon? TSIA, mitady fandriampahalemana akoriny azany izy

• Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo.
Ka "mamely ankolaka", sa "mamely mivantana" ve i Lennon? Raha ny fahitako azy, dia samy mamoaka ny heviny ny olona. TSY normal ve izany??

Fa ny anareo (kristiana sasany) moa raha vao "manohitra" dia tonga dia "diaboliser-na" ho hoe "manenjika"... mamely ambadika arak'ilay hoe "Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny.".

24. rekinbelo ( 24/10/2014 10:33)
Salama namana isany,
Fa manin oa no mivaona fona le resaka ato eee, resaka afobe no resahana de lasa mifampitsongoloka @ teny rehetra izao, tokony hoe foto-kvt resahana no tazomina atr@ farany fa
otrany oe olona tsy tia filaminana izany nareo fa mikorotana be;
Tokony hoe mipetraka fanontaniana oe mino afobe ve ianao?
Valiny: eny satria..................
Valiny : tsia satria................
de mafinaritra na ny miresaka aza @ izay fa otrany toe-tsainy mpitondra sarety sy mpifoka rongony eny @ tsy mahay maka ve isika tsy mifototra @ hevitra izay tiany horesahana.
Izay fa dia misaotra namana isany aaa
Mahereza avokoa ee
25. rhaj0 ( 24/10/2014 13:14)
Io indray aloha ry Rekinbelo, raha ny fahitako azy, dia mila (mianatra) mailo ary mijery tsara na foto-kevitra na teny ampiasaina, satria ilay "esprit critique" dia (mety) mora miesona, indrindra rahefa resaka "finoana" (manaiky tsisy porofo) ny resaka. Fa raha (te-ho) mora ampiesonina ao ve moa... dia oye-oye na amen n'inon'inona voalaza eo... dia izay izany..

fa raha izaho aloha dia tsy kapoakako e...
26. gasy1zay ( 24/10/2014 13:22)
Rekinbelo > miala tsiny aminao aloha ny tenako raha tohana @ adihevitray sy rhaj0 ianao, tsy handeha hanamarintena aho fa dia aleo @ manaraka izany no miresaka @ ilay namantsika io mikasika ny hevitray tsy mitovy any @ sujet hafa izahay sao dia manafitohana anareo.

Raha ny amiko aloha dia mino ny afobe sy ny paradisa aho, nefa kosa tsy raisiko ho marina 100% ireo fahitana rehetra mikasika ny afobe miparitaka @ tranokala, raisiko izay hitako mety hanitsy ny diako @ mahakristianina ahy saingy tsy raisiko izay mety hampihemotra na hitako ho tsy mifanaraka @ voalaza ao @ baiboly.

27. rhaj0 ( 27/10/2014 12:30)
Araka ny eto izany...
http://www.cles.com/enquetes/article/l-enfer-et-le-paradis-vus-par-les-religion.
.. dia raha ny fahitako azy, dia

- ao anatin'ny "imagination collective"-n'ny hinduista ilay Helo miaraka @ tous les supplices. Rôties, grillées, déchirées, broyées...
- ao anatin'ny "imagination collective"-n'ny taoïsta : Des enfers toujours aussi terribles - dépeçage, feu, glace, bête sauvage...
- ao anatin'ny "imagination collective"-n'ny bodista : The fire of hell in this world is hotter than that of the hell in the world-beyond.
- ao anatin'ny "imagination collective"-n'ny judaista : la Géhenne, lieu souterrain infernal où les attendent feu, chaînes, eau bouillante et autres tortures...
- ao anatin'ny "imagination collective"-n'ny Kristiana : le supplice du feu
- ao anatin'ny "imagination collective"-n'ny Moslimo : des douches d'eau bouillante, de sauvages coups de bâtons et des arrachages d'entrailles...

Ny fahalalako ny an'ny gasy, dia "mivenjivenjy" ny fanahin'ny ratsy fanahy, fa kosa, ary izany dia maha-te-ho-deraina, dia TSY mba misy ireo "tortures" sahala @ ireo fivavahana/finoana eo ambony ireo.

Ny sasany izay mino ny "reincarnation" moa (ny gasy anisany) toa ny amerindiana koa ohatra (raha ny fahatakarako azy) no tena TSY mampiesona betsaka @ ity resaka "tortures" ity.

Fa raha ny fahitako manokana, dia "inspiration" fotsiny ireo, fa fotsiny, naseho (description) araka ny "vala famaritana" t@ androny. Ilay "fijaliana" dia naseho ho "tortures" (par le feu ohatra, ho an'ny Kristiana). Fa ny fototry ny hevitra dia "fijaliana". Ohatra "fijaliana" ny "mivenjivenjy".

28. gasy1zay ( 27/10/2014 13:20)

Raha ny fahazoko azy izany dia mino ny Afobe ianao fa saingy nanao fikarohana kely aloha dia nitady hoe iza no tsy dia tena grave loatra @ ilay "fijaliana" ao aorinan'ny fahafatesana, tsy voatery hijaly anie raha mandray ny famonjena ianao e, tsy mba manonofy izany fiainana mandrakizay izany ve ianao na dia heverinao fa "imagination" fotsiny aza, zavatra tsy ho afaka omeny science sy ny fikarohana anao mintsy anie izany e.
29. rhaj0 ( 27/10/2014 13:49)
Raha izaho no anontanianao manokana, dia "TSY mino" ilay "torture par le feu" aho (Afobe).

Avadiko aminao ny fanontaniana : ianao ve "mino" fa misy izany "torture par le feu" izany, ary A.tra no manao izany "torture par le feu" izany ???

Dia tsy hoe "nanao fikarohana kely" aho, fa toatoa izao ny fijoroko (attitude) @ ankapobeny :
- mihaino ny fanaporofoana rehetra aho, indrindrindrindra ny fanaporofoina siantifika
- tsy olana amiko na dia "hiova" azany ny fanaporofoina any aoriana, na hoe "tsy afaka" ny hanaporofo aloha @ izao fahalalana misy izao, satria izaho koa dia mamela-tena ny hiova hevitra (rahefa mitombo fahalalana).

Koa h@ izao aloha, dia "TSY mino" ilay "Helo", izay "any an-koatra" mbola tsisy nahita, na koa mbola tsy voaporofon'ny siansa ny fisiany, aho. Anaty fonosana, fa "TSY mino" ny "reincarnation" sy "fanahy mivenjivenjy" koa aho.

(ilay hoe "izaho TSY mino" dia apetrako eto fotsiny, ilazako hoe "raisiko TSISY porofo" izany... mba tsy ampalava ny resaka; fa raha ny marimarina kokoa, dia "mihaino/mihevitra porofo" aho, ary afaka vabahana lavabe ny resaka...)
30. gasy1zay ( 27/10/2014 15:24)

izaho aloha dia mijoro @ maha kristianina ny tenako, amiko ny voalazan'ny baiboly no raisiko ho fampianarana marina, voalaza tokoa ao anaty baiboly fa misy ny farihy mirehitrafo, misy ny helo, dia mino izany aho :"Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin’ ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa" io aloha tsy haiko hoe sens propre sa sens figuré fa mino ny fisiany aho.

Marina tokoa fa resaka finoana izy io fa raha porofo scientifique no andrasanao dia tsy hisy mintsy zany satria ny science tsy mbola nandresy ny fahafatesana ary tsy mbola namerina olona avy any @ fiainankoatra hitantara hoe ohatrany ahoana marina ny any, fa ireo olona niaina expérience mort clinique no misy milaza sy mitantara izay mba tsapany nandritra ny minitra na segondra vitsy notantarainy fa nialan'ny fanahiny t@ vantany.
ito ny site hitako mitantara ny témoignage mikasika an'io : http://www.nderf.org/French/
P.S : tsy miteny aho akory hoe marina 100% ny voalazan'ny témoin fa mizara fotsiny aho satria tsy mbola namaky hatramin'ny farany azy ireo akory ny tenako.

Raha ny fahitako azy koa, hevitro manokana anefa izany, izaho mahita hoe maro ny olona manantena mafy mba tsy ho marina ny voalaza @ io baiboly io ary tsy hisy izany helo na afobe izany, na miezaka ny mandresy lahatra ny tenany satria tsy te hiala @ fahazarandratsiny izy , satria tsy te hiova izy. Mora ny mino an'Andriamanitra fa ny fahavononana hiala @ zavatra lazain'ny baiboly fa fahotana izay mamatotra ny olona maro (dépendance na "addict") mbola resaka hafa.

Tadidio anefa fa Andriamanitra tsy hanery anao hino azy fa maniraka olona izy hampahafantatra anao, hananatra anao, hilaza aminao ny lalampamonjena mba tsy handehananao any @ lalana tsy izy, fa ny safidy dia anao hino ianao sa tsia.
31. rhaj0 ( 27/10/2014 15:43)
Ka raha ny fahazoako azy izany, dia "mino" ianao fa misy ny "torture par le feu", ary A.tra no m(amp)anao izany "torture par le feu" izany.

Raha izay moa no inoanao dia izay izany kouh : "A.tra no m(amp)anao izany "torture par le feu" izany."... Koa na tsy "n(amp)anao" azany Izy, dia mahita eo Izy ary mamela izany hihatra.. Ka dia mahasoava ao azany e...

Ny @ "near death experience" indray, hoe rahefa saika naty iny ny olona, dia mahita raha ... Raha ny hitakitako fanazavana hitako (ka "inoako"), dia ... ohatra hoe, rahefa voan'ny totohondry ny masonao dia mahita hazavana ianao.. na koa hoe, indraidray ianao manofy ny fahazazanao.. Fa raha hoe izay "perception"-nao ao izay dia midika hoe (lasana) ao anaty "univers" hafa ianao, dia "tsy mino" an'izany aho...

32. gasy1zay ( 27/10/2014 16:14)

rhaj0:

Ka raha ny fahazoako azy izany, dia "mino" ianao fa misy ny "torture par le feu", ary A.tra no m(amp)anao izany "torture par le feu" izany.

Raha izay moa no inoanao dia izay izany kouh : "A.tra no m(amp)anao izany "torture par le feu" izany."... Koa na tsy "n(amp)anao" azany Izy, dia mahita eo Izy ary mamela izany hihatra.. Ka dia mahasoava ao azany e...

Tsy izay mino ny afobe na helo akory dia ho lasa any ka, efa naveriko hoe efa vita ny famonjena mba tsy hahalasa ny olombelona any @ helo :"Fa toy izao no nitiavan’ Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay"

Ny finoana sy ny fandraisana an'i Jesoa Kristy eo @ fiainana zany no ahazoana ny fiainana mandrakizay, izay mandova ny fiainana mandrakizay voalaza eto dia makany @ paradisa fa tsy afobe.

Azoko ny tianao ambara hoe fa ahoana moa ilay Andriamanitra fitiavana no hamela ny zanany hijaly any @ farihy mirehitra afo, ny valiny dia tsotra efa nanome vahaolana ho anao izy fa anjaranao ny mandray na tsia, ny safidy dieny ety an-tany no atao fa tsy any @ fitsarana farany, ary ilay famonjena tsy vidiambola ka hoe voatokana hoan'ny zanak'i Rampanana fa izay rehetra mino sy mandray an'i Jesoa Kristy dia hovonjena.
33. rhaj0 ( 27/10/2014 16:41)
gasy1zay:
... mba tsy ho very izay rehetra mino Azy...

Io nge ry Gasy1zay toa hotry ny tsisy tsy mahay an'io tsianjery, fa kosa, misy fanontaniana mbola apetrako e.. (f'izaho tsinona tsy manaiky befahatany izay rehetra reko e...)

1- "izay rehetra mino Azy" izany dia "tsy ho very" ? Izay ve ? Hotry ny resaka indray mandeha, hoe "izay rehetra vita batisa" dia OK ?
Sa moa kay mbola misy "conditions" be dia be izy io ? Izay "izay rehetra mino Azy" nefa "nanota" (ka tsy nibebaka ary voavela) dia ho "very" ?

2- Dia koa hoe, "izay rehetra TSY mino Azy" izany dia "ho very" : ireo Atheista, ireo Bodista, ireo Aborigene sy Amerindiana ary Zoulou sy ny Ntaolo sy ny Sinoa ets... tsy tambo isaina...
Sa ve, "izay rehetra TSY mino Azy" izany dia TSY kaonty fotsiny (sady tsy-very no tsy tsy-very) ?

34. gasy1zay ( 27/10/2014 17:33)

Hitako hoe mora kokoa angamba ny maka ohatra tsy biblique fa terre à terre hahazoanao ilay famonjena resahiko, eritrereto hoe hiditra ao @ "hall of fame" ny fidirana ao @ fanjakan'Andriamanitra, ianao anefa tsy mahazo miditra ao raha manana casier judiciaire, mba hahafahanao miditra ao dia naniraka ny zanany ny mpanajaka hoe mandehana ianao mitady ireo manana casier rehetra dia omeo grace izy dia lasa madio ny casier-ny mba hahafahany miditra, iny fa nilahatra hiditra daoly izay nino ilay "prince" fa efa nahazo grace izy, izaho sy ianao angamba d'accord hoe tena avotra izy eo ampilaharana eo e?
Fa raha tohizana ilay tantara ka hoe teo ampiandrasana hiditra ao @ ilay toerana "hall of fame" ilay nahazo grace no tratra indray namono olona dia ho tafiditra ve izy? tsy hoe nahazo grace ianao dia mahazo mamono olona na manao izay tianao fa raha niverina nanao effraction ianao dia tsy maintsy ho voatsara ary mila grace vaovao vao voafafa indray,

Ny tiko hiavina dia marina ny anao hoe ampy hahavonjy ilay finoana raha maty teo ampankatoavana ny tenin'Andriamanitra ianao, raha maty teo @ nandraisana ny famonjena ianao saingy ianao mety mandray ny famonjena anio nefa tsy hiala ety an-tany raha tsy afaka 20-30 taona ka voatazonao ve ilay finoana sy ny fankatoavana ny tenin'Andriamanitra nandritra ilay 20-30 taona? Izay ilay hoe mila mibebaka maka grace vaovao.
35. rhaj0 ( 27/10/2014 18:53)
ho an'ny mpino izany, raha ny fhazoako azy, dia io dia miveriina @ resako taloha hoe, "ka dia mahaiza ihany ho'a maka dern eee.."

Fa ho an'ny TSY mpino (na ireo TSY nahalala) dia ahoana kosany ? Raha mba lazainao mazava hoe, dia "very" daholo zareo, na hoe "TSY kaonty" @ resaka na tsy anaty resaka fotsiny zareo ...

36. endriny ( 28/10/2014 11:59)
Matahotra be an'ilay helo sy afobe aho izany, fa andeha hamaky baiboly sy hiverina kristianina haingana...

Iza no te hirehitra mandrakizay? Tsy izaho aloha a

"Ilay Fampitahorana mahatsiravina indrindra eto an-tany"
37. gasy1zay ( 28/10/2014 14:09)

rhaj0:

ho an'ny mpino izany, raha ny fhazoako azy, dia io dia miveriina @ resako taloha hoe, "ka dia mahaiza ihany ho'a maka dern eee.."

Fa ho an'ny TSY mpino (na ireo TSY nahalala) dia ahoana kosany ? Raha mba lazainao mazava hoe, dia "very" daholo zareo, na hoe "TSY kaonty" @ resaka na tsy anaty resaka fotsiny zareo ...

Marina tokoa fa tsy voalaza mazava ao anaty baiboly ny momba ny olona "tsy nandre" ny baiboly fa ny afaka ambara aminao dia hotsaraina ny tsirairay avy araky izay nataony tety an-tany, tsy idirako lalina ny @ iny satria manjary manao interprétation aho na manao supposition. Fa ny tena zavadehibe dia matoa ianao mandre ny filazantsara dia raiso ho tombipahasoavana ho anao izany na hiandry au dernier moment aza ianao vao hanantona an'Andriamanitra, izy miandry anao fa tsy tongatonga foana ny fahenoana tenin'Andriamanitra na dia mbola passif ery @ pelouse aza ianao.
38. rhaj0 ( 28/10/2014 20:35)
Izay "tsy nandre", araka ny lazain'i Gasy1zay izany, ary efa ho 50 billions ireo tsy nandre ireo (raha atao hoe 58 billion, mba tsy ifandirana, ny "nandre"), ireo izany dia "ho tsaraina" ihany koa, hozy i Gasy1zay.

Izany hoe mety misy lasantsy ihany izany ireo mba "tsy ho very".
Dia iretsy 58 billion "nandre" koa, misy lasantsiny koa mba "ho very".

An an... dia hafahafa ilay fiainana (@ lozika Kristiana) ee.... hafahafa...

39. gasy1zay ( 30/10/2014 13:49)

Io ilay nolazaiko hoe ohatrany contradictoire ilay zavatra lazainao, mbetika ianao milaza fa ny fivavahana hafa koa manana ny toerany ( silamo, bodista, tsy mino,...) izao indray lazainao fa tsy mety hoe tsy nandre daoly ny olona rehetra.
Miala tsiny aloha raha ohatrany hoe maka anao ho ohatra ny tenako, fa ianao izao mba diniho kely hoe impiry no nisy nitory teny aminao, efa noraisinao ve izany? Ianao anefa niaina t@ fiarahamonina majoritairement kristianina. Dia raiso @ saina tsy mifandany @ atsy na ary, eritrereto hoe mety ho firy ny niova fo ho laza kristianina ireo silamo ireo raha nandre fitoriana ny filazantsaran'i Jesoa Kristy? Misy anefa kristiana any @ ireny tany silamo ireny satria nahoana? Andriamanitra mahalala hoe iza no mitady azy ary iza no handa azy na dia tsy mbola mitory aza ny mpitory.
40. rhaj0 ( 30/10/2014 14:15)
gasy1zay:
ohatrany contradictoire ilay zavatra lazainao,
-- mbetika ianao milaza fa ny fivavahana hafa koa manana ny toerany ( silamo, bodista, tsy mino,...)
-- izao indray lazainao fa tsy mety hoe tsy nandre daoly ny olona rehetra.

Miala tsiny fa tsy hitako ny contradiction hitanao izany ...

Ireo fivavahana na olona hafa angaha "nandre" ny A.tra Kristiana ? Ohatra izao ny Vazimba, na koa ny renin'ny raiben'ny renibenao izao, TSY "nahare" (ary tsy hitan'ny voamasony akoriny) izany A.tra (Kristiana) izany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0882