Mampiady angely

1. sitlo ( 18/10/2014 07:48)
Za aloha mbola tsy nampiady angely fa efa nampiady vitsika e!

TGV vs Ra8 vs Hery vs Ratsirahonana vs Alain vs Rajabali vs Sinoa vs Andriamanjato vs...

jtm

novalian'i sitlo ny 20/10/2014 19:05
2. rabaradaka ( 18/10/2014 11:42)
adinon'ny Sitlo ity : HVM Rivo vs HVM Barinjaka vs HVM Rachidy vs HVM Jaobarison vs Hery
Miady an-trano tanteraka ny HVM izao. Indicateur iray hilazana fa efa antomotra ny faran'ny HVM
3. sitlo ( 20/10/2014 19:05)
Dia isika malagasy izany dia fatram=pitia an'ilay adiady kely tsy ahavitan-javatra ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2576