Malindopakistanechinomalai'comorien

1. mpisotrtoaka ( 16/10/2014 08:26)
Malindopakistanechinomalai'comorien io izao ny olona mipetraka eto madagasikara ankehitriny ! Izany hoe efa metisy
2. rabaradaka ( 16/10/2014 16:01)
fa dadanreo komoriana pur porc !
3. rhaj0 ( 20/10/2014 15:10)
giravy ihany ilay (mbola) asiana fijerena ny fiavian'olo.. Na hoe merina na hoe komoriana... Tena mbola raikitra lalina any izany izy io..

Anay aty Kanada mantsy dia, ohatra ato ampiasana ato, dia tsisy kanadiana "pur porc" izany fa ao ny gasy kanadiana, ny sinoa, ny karana, ny vietnamiana, ny romaniana, ny ecossais sy irlandais ets... Marina fa misy ihany ny "prejuges" hoe, ilay gasy miambakavaka, ilay irlandais ironique, ets... Fa ilay "olona" rahefa resahina tsara dia ... samy olona daholo ihany fa tsisy extraterrestre e...

Fa ny any kosa aloha, raha ny fahitako azy, rahefa hoe ohatra hoe "karana" dia tsy ny maha-karana azy no zava-dehibe fa ny ataon'ilay olona: I Rossanaly Nawaz Molou izao dia fantatra ny aminy sy ny paikapaikany..

Fa izaho aty mahalala (gasy) karana fa dia "gasy" izy e.. ilay sinoa (gasy) azany tena teny an-tsena, tsy nahita hoe tao aorianany aho, fa nipatrapatraka ho'a ny teny ratsiny izy mifampiresaka ao.. nivanitika fotsin yaho..
4. mpisotrtoaka ( 06/11/2014 13:00)

rhaj0:

Tsy fiaviana hoe resaka foko no tiako tenenina fa avy amina firenena samihafa e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3647