ANDRO FIHANOINA IREO VEHIVAVY IHARAN NY HERISETRA

1. vonynive ( 24/09/2014 07:52)
ny TIHAVA,tambazotra miady amin'ny herisetra atao amin'ny vehivavy dia manomana varavarana misokatra hiresahana ireo herisetra mianjady amin'ny vehivavy
hisy fandraisana sy fihainoana ireo vehivavy iharan'ny herisetra amin'izany
andro : zoma 26 septembre 2014 tontolo andro
toerana : tranom-pokonolona Analakely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2107