Iza no mahay ?

1. miarana ( 15/09/2014 08:49)
Misy amintsika ve mahatadidy :

1 - Taiza ary ny fihaonana mivantana voalohany niarahan'ny namana teto amin'ny serasera ?
2 - Milaza mpikambana vitsivitsy nanatrika izany
3 - Inona ny sakafo niroso teo aloha tamin'izany ?

:D :D :D
2. 5laody ( 15/09/2014 21:30)

miarana:

Misy amintsika ve mahatadidy :

1 - Taiza ary ny fihaonana mivantana voalohany niarahan'ny namana teto amin'ny serasera ?
2 - Milaza mpikambana vitsivitsy nanatrika izany
3 - Inona ny sakafo niroso teo aloha tamin'izany ?

:D :D :D

Afaka adiny roa aho mangorona feuilles,
tsy azo atao intsony ny mifampiresaka na mifampindrana milina fikajiana.
3. miarana ( 16/09/2014 08:58)
Zoky be Hery toa tsy tany tamin'io fotoana io.

Teto Tana ilay toerana.
4. hery ( 16/09/2014 08:59)
ie, fa manana sary aho :-)
5. hery ( 16/09/2014 09:05)
Ireto ny sasany :-)

6. miarana ( 16/09/2014 09:46)
ohatran'ny tsy tena io ny voalohany zokibe hery a...

Tsy ilay teo amin'ny EPP Ampasanisadoda ve no voalohany ?
7. hery ( 16/09/2014 09:58)
Tsy arako fa za ara tsy tany :-)

Fa io teo amin'ny gara Soarano.
8. miarana ( 16/09/2014 10:32)
tsy io raha izany no voalohany ...

EPP Ampasanisadoda (tsy haiko na 20... firy na firy)

Mpikambana vitsivitsy tadidiko nanatrika : Tintin, Milou, Aidan, Herilo, Ranjaka1, Miarana, Nanah, ... (zay no tadidiko)

SAkafo niroso : Fromage en des + Mortadel en des
9. josiah ( 19/09/2014 00:08)
Ny tadidiko aloha dia ilay nanao fotoana teo @gara ny soarano fa tsy teo no nitsangatsangana fa nande tany Imeritsiatosika sa Vodovorona tsy tadidiko tsara, dia nanatono masikita dia nisy nitondra taoka mahery dia nilay be ,zay aloha no nandehanako
10. josiah ( 19/09/2014 00:10)
Ny tadidiko aloha dia ilay nanao fotoana teo @gara ny soarano fa tsy teo no nitsangatsangana fa nande tany Imeritsiatosika sa Vodovorona tsy tadidiko tsara, dia nanatono masikita dia nisy nitondra taoka mahery dia nilay be ,zay aloha no nandehanako
11. mpisotrtoaka ( 16/10/2014 10:06)
Rahoviana ndray no mis fihaonana manaraka e ! Mba ataovy au courant zahay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2529