mba miangavy

1. shala ( 14/09/2014 04:30)
Miarahab ny mpisera rehetr.aty an tanin olona
aho ary tena irery.noho
zany ts mb manan fialambeoly maro afats ny mihaiahno hira mb .mafinaritr
ahy.ka mb miangavy@nareo namana mb omeo titre re
o mpihira malaza na anglisy na frantsay.ohatr le hira
malaza an dago ren@zao.titre$le mpihira ftsiny dia ef mety.manaten valiny avy@nareo tompoko.misaotra.
novalian'i hery ny 14/09/2014 21:26
2. hery ( 14/09/2014 06:16)
Ary tsy mety ve raha tonga dia mihaino Radiovazogasy fotsiny?

http://radiovazogasy.com
3. shala ( 14/09/2014 12:24)

hery:

Ary tsy mety ve raha tonga dia mihaino Radiovazogasy fotsiny?

http://radiovazogasy.com

Misaotr an Hery saad namal,ten evitr mety zan saingy ts afak mampiasa ordi za fa phone dia ten sarotr@ko le mihaino radio@phone.

N'y ten marin nilaiko an le titre fotsiny mantsy dia mampiasa compt QQ za,manw recherche le hira@QQ music ftsiny za dia vita.merci,manatena valin@afa
4. hery ( 14/09/2014 21:26)
Raha Android ny phone-nao dia misy App fihainoana Radiovazogasy koa ka

Ito:
https://play.google.com/store/apps/details?id=com.radiovazogasy.app

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2771