Dia sahy handroaka an'ireto mpiasan'ny Air Mad ve?

1. endriny ( 28/08/2014 04:23)
tralala les gauches gauches
tralala les droites droites

iza iry ambony iry o?
novalian'i endriny ny 02/09/2014 05:34
2. rabaradaka ( 28/08/2014 08:19)
Raha mbola ny ekipan'i Hery no maro an'isa ao amin'io AirMad io dia midofotra io, ry zareo ireo tena mibaribary fa tehanankarena tampoka daholo, tehanao ohatra an-dry Hajo Andrianainarivelo e, ministre dia vice premier ministre dia nivarotra tanim-panjakana dia izao manana maherin'ny 100 miliards any anaty banky
3. endriny ( 28/08/2014 13:09)
Izany ange ry namana no nianarana sy nampianarina tao amin'ny INSCAE e? Ahoana no hanana harena avy amin'ny fitantanana?
4. endriny ( 28/08/2014 13:09)
Izany ange ry namana no nianarana sy nampianarina tao amin'ny INSCAE e? Ahoana no hanana harena avy amin'ny fitantanana?
5. Fitokisana ( 01/09/2014 06:24)
Mba azavao kely aloha re olona le mikasika ny airmad a! Io ve no antony mahatonga ny vol isankarazany na tsy mandeha na taraiky!




endriny:

Izany ange ry namana no nianarana sy nampianarina tao amin'ny INSCAE e? Ahoana no hanana harena avy amin'ny fitantanana?
6. endriny ( 02/09/2014 05:34)

Fitokisana:

Mba azavao kely aloha re olona le mikasika ny airmad a! Io ve no antony mahatonga ny vol isankarazany na tsy mandeha na taraiky!




endriny:

Izany ange ry namana no nianarana sy nampianarina tao amin'ny INSCAE e? Ahoana no hanana harena avy amin'ny fitantanana?



Ilay fitiavan-kely no be dia be e... Izay rehetra mitondra dia ny haka vola any amin'ny Jiarama, air mad, telma ihany no mahamaika azy... Ary ireto olona ato amin'ny finance ireto mihintsy no tena mamporisika an'io, izay inscae daholo moa, hany ka ny mpitondra ny banky foibe, na ny air mad dia inscae daholo mba ahamora ilay fisitonam-bola e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2955