EBOLA

1. vonynive ( 20/08/2014 08:17)
miarahaba ny mpisera
aiza ho aiza isika eto Madagasikara amin'ny fandraisana fepetra amin 'ny aretina EBOLA ,
2. endriny ( 25/08/2014 05:25)
I Kolo Roger izao no afaka mamaly tsara an'ito a...
3. mpisotrtoaka ( 03/09/2014 07:13)
Io ilay aretina ezahina aparitaka erak'i Afrika !
4. endriny ( 08/09/2014 07:18)

mpisotrtoaka:

Io ilay aretina ezahina aparitaka erak'i Afrika !


Hivarotra basy sy hanangana mpiady anaty akata mba hamonoana olona aza atao a, maika fa misy aretina mora amonoana toa ity
5. endriny ( 08/09/2014 07:19)
Izao tsy re tsaika intsony ny pesta eto amin'ny tanana, ohatran'ny hoe tsy misy intsony fa hoe nanaraka ny dian'i TGV
6. mpisotrtoaka ( 20/11/2014 11:09)
marina io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1294