Miarahaba Tompoko , Misy societe vonona ny hanome...

1. irdna ( 25/07/2014 09:11)
Miarahaba Tompoko ,

Misy societe vonona ny hanome asa ahy any '' Fance'' , ka ny tiako mba ho fantatra dia ny hoe: inona avy ny taratasy tokony ho hilaiko mba ho aradalana tsara ny visa ahazoako miala eto Madagascar sy hiasako any. Efa nijery ilay site hoe

'' ambafrance-mada.org'' ihany aho fa toa resaka stage no hitako ao amin'ny resaka ''visa long sejour'' fa tsy asa mivantana.

Manantena ny fiaraha-miasa Tompoko

Misaotra indrindra

Andry
novalian'i irdna ny 31/07/2014 08:28
2. ombelline ( 29/07/2014 14:53)
irdna:

Miarahaba Tompoko ,

Misy societe vonona ny hanome asa ahy any '' Fance'' , ka ny tiako mba ho fantatra dia ny hoe: inona avy ny taratasy tokony ho hilaiko mba ho aradalana tsara ny visa ahazoako miala eto Madagascar sy hiasako any. Efa nijery ilay site hoe

'' ambafrance-mada.org'' ihany aho fa toa resaka stage no hitako ao amin'ny resaka ''visa long sejour'' fa tsy asa mivantana.

Manantena ny fiaraha-miasa Tompoko

Misaotra indrindra

Andry


Ireto no ilainao hahazoana visa :
- contrat de travail
- autorisation de travail : ataon'ny futur patron-nao io , atao any @ DIRECCTE
- éventuellement ny diplome ano voalaza ao anatin'ilay contrat

http://www.bretagne.direccte.gouv.fr/autorisation-de-travail-pour-les-ressortissants-etrangers
3. irdna ( 31/07/2014 08:28)
Misaotra indrindra fa nahafapo ny torohevitra


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4164