Mba akama mahay omena toerana e

1. rabaradaka ( 24/07/2014 11:25)
Mba maazendana ity fitondrana ity, ry Rakotozafy Martin hita amin'ny sary eto ange ka olona multimilliardaire amin'io resaka aferana lasantsy io e, nefa dia io izy mahazo sehatra io, sa hoe naman'i Rivo Mainty angamba !! Mba tsy mamely kosa raha mpiakamakama nefa ilay akama fĂ´pla e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2912