Tsy mi-sex rahefa mi-baolina

1. rhaj0 ( 19/06/2014 19:24)
Avy eto, dia izao hono
Ny mpanao baolina Espaniola sy Alemana hono mahazo manao, afa-tsy alina alohan'ny lalao.
Ny Costa Ricana hono rahefa @ 2eme tour vao afaka miverina manao.
Ny Breziliana hono mahazo manao fa tsy atao "acrobatic".
Ny Frantsay hono tsy mahazo manao lava alina.
Ny Nigeriana mahazo manao @ vadiny fa tsy @ sipany.

Fa raha ny fahitako azy, dia ny vadin'ny mpijery baolina izao no tsy manao ... ilaozan-drizalahy mitakisina miaraka @ akamany mijery baolina :)
2. hery ( 23/06/2014 10:31)
Miavaka ity any Brésil ity satria hita mihitsy hoe iza no tsy manana lazon'ady amin'ilay baolina... dia ry zalahy mpanan-karem-be.

Ka mety marina ihany io resaka fanaovana io satria ry zalahy mpilalao manan-karena ireo no tena voatohana ara-tsakafo nefa izy indray no tsy ampy hery. Ka angamba variana milalao sy manao tokoa.

3. rhaj0 ( 23/06/2014 12:34)
Toa mafana(be) hono ao Brazil ao ... Hoe ny sakafo mitondra mineraly mampatanjaka ny hoza-pe dia iilaina tokoa (tsy mahavoa ny crampe), fa kosa, raha ny fahatakarako azy, dia ny ao @ mainty hoditra, tsy haiko na ny zene na misy sela ao @ rA, toa manamora ny oksizenasion.. Ny fahazarana ny hafanana sy hamandoana be koa eo koa. (ka ireo tsy vidiam-bolan-drampanana).
Fa ny sex sy ny revy kosa aloha mihinana ... hery ihany e :)
4. rhaj0 ( 26/06/2014 12:44)
Iverenako kely fotsiny ilay dridra-gilo "excuse facile" hoe "tsy ampy sakafo" rahefa manao baolina (ny gasy)...

Raha ny fahatakarako azy, dia ny ilain'ny vatana dia
1- protein, mikaly ny hozatra (ry bokony aty mihinana supplements, izay tena sahala @ provandy)
2- mineral, toa potassium, manampy ny fiasan'ny hozatra (tsy ho crampE)
3- carbohydrate, toa siramamy, ho an'ny angovo
4- rano

Ilay 1 sy 2 dia atao fahazarana itaizana ny vatana. Ka hitako hoe, toa mikaly tsara daholo ihany ny olona, na gasy izy na vazaha na braziliana. Rahefa mandalina aza ny aty (ny hitako aloha) dia te-hiverina @ fisakafoanana tsotra rizareo tandrefana aty. Ny azy anie ireny steak be matavibe ireny ka tsy tsara ho an'ny fahasalamana akoriny e.. Ireny no kisarin'ny "ampy sakafo" = matavi-boraka.

Ilay 3 sy 4 dia atao fahazarana rahefa aloha, eo sy aorian'ny filalaovana...


Fa dia "ampy sakafo" re (ny gasy) fa ny teknika (sy ny endurance) sy indrindra ny psikolozika halalinina e....

5. rabaradaka ( 12/08/2014 14:41)
Ny tena marina dia izao : manao foana rehefa misy occasion, misy footballeur malaza izay milaza fa na mi-temps aza ka misy occasion hitifirana sipa dia manao satria mampiakatra ny progestérone io. Fa raha ny gasy (BAREA) no manao dia tena 50 sy zero angamba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2412