Salama daholo ve e?Saody mba misy mahalala na mah...

1. Tsiresy91 ( 11/04/2014 11:10)
Salama daholo ve e?
Saody mba misy mahalala na mahafantatra ny mpihira sy ny lohatenin'ito hira ito,tsy haiko manontolo aloha ilay izy fa santionany kely ihany e.
Misy hoe: Lay patalohako jese
Nataon'i Neny tsara didy
Hatao fitondra mande
Amin'ny andro sarobidy.

Nafoiko Ambohimangiana
Hanainga aho fa tovolahy
Hitady an-dRasoniriana
Tsy avelako raha tsy ho ahy.

Dia manantena sahady e.
2. essera ( 18/04/2014 14:31)
Tena mbola tsy henoko mihitsy zany hira zany a
3. hery ( 12/05/2014 06:58)
zah kou mbola tsia
4. Tsiresy91 ( 14/05/2015 11:39)
Izaho ihany koa amin'izao mitady an'io a
5. Tsiresy91 ( 27/05/2015 13:21)
mba hilazao raha misy mahita e
6. feno18 ( 07/09/2018 20:02)
efa itanareo ve?
7. aljean ( 07/09/2018 21:21)
mbl ts reko zan
8. feno18 ( 02/03/2019 21:33)
otrn oe telofangady oun
9. Ravakiniaina. ( 14/04/2019 13:44)
Mbola tsy hita e
misy milaza koa hoe,telofangady fa mbola tsy voamarina aloha hatr'eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.48