taom-baovao malagasy

1. tsitialainga ( 31/03/2014 23:12)
Miarahaba ny Malagasy ambany lanitra rehetra tratry ny taona vaovao e. Dia ho zina hoantsika mianakavy indray ity taona manontolo ity.
2. sahia ( 04/07/2014 07:38)
aza mapme be kou e, aiza ka misy karazana maro2 ilay taombaovao malagasy ankalazaina, sady misy karazany araka izay koa ilay mpitantana sa mpitarika ilay vondrona milaza fa tompon'andraikitra amilay izy. Zah mino fa betsaka ny gasy tsy miasa saina sy tsy mivaky loha amin'izany taombaovao nareo izany, izaho anisany. Ny antony voalohany dia ny fotom-pisainanareo mpikambana ao, indrindra moa fa ianareo ilay niseho sary t@ télé lay hoe any Ambohitrabiby no hanaovana ilay izy, midehaka ho mpandala ny maha malagasy nefa MPANGALABADIN'OLONA DAHOLO ny ankamaroany, taiza no nisy ntaolo malagasy ratsy fitondra-tena toa izany, rehefa mba te hitarika olona dia mba ATAOVY MENDRIKA ALOHA NY TOETRA fa izay no tarafin'ny olona voalohany eny aminareo e
3. shmaisrael ( 05/12/2014 14:57)
araky ny tantara izay tsy fantatsika akory dia mifanindry katroka @ taombaovao anaty baiboly volana ABIB (mars-avril) ny taom-baovavao malagasy...

teny ambohitrabiby no nanaovana azy fahizay ...arbot= vohitra; abib = taombaovao

teny hebreo ireo ary lasa hoe arbot abib=ambohitrabiby...fa diso be ny tantara hoe nisy izany Rabib (arabo) izany!

Voatazontsika satria nolovaintsika t@ razantsika io... izany no mahatonga ny fombafomba malagasy tsy nety fanta pihaviana mihitsy satria nolovaitsika t@ ireo firenena nandalovantsika niala tao babylôna, egypta, assyria sns mandra pahatonga teto madagasikara...

4. Rafarahasina ( 07/11/2017 09:55)
Mety misy marina angamba ilay teninao, fa raha ny fijeriko ny famalianao dia ohatry ny manana olana manokana @ ireo olona nikarakara? mendrika sy masina daholo ve ny niavianao. Hoy ny ohabolana malagasy hoe "NY SAONJO IRAY LOHASAHA TSY ILAOZAN iZAY HAMARARA" aza maika loatra ny hitsara ny hafa fa refa tsy mety aminao fotsiny dia ajanony fa mety @ olona hafa matoa hataony ilay taombaovao malagasy
Hoy hianao hoe mangalabadin'olona aza hadino fa ny fiarahamonina malagasy fahiny izay tsy mbola nahalala ny fivavahana kristianina dia nanambady maro sy nanao vadintsindrano ihany
sahia:

aza mapme be kou e, aiza ka misy karazana maro2 ilay taombaovao malagasy ankalazaina, sady misy karazany araka izay koa ilay mpitantana sa mpitarika ilay vondrona milaza fa tompon'andraikitra amilay izy. Zah mino fa betsaka ny gasy tsy miasa saina sy tsy mivaky loha amin'izany taombaovao nareo izany, izaho anisany. Ny antony voalohany dia ny fotom-pisainanareo mpikambana ao, indrindra moa fa ianareo ilay niseho sary t@ télé lay hoe any Ambohitrabiby no hanaovana ilay izy, midehaka ho mpandala ny maha malagasy nefa MPANGALABADIN'OLONA DAHOLO ny ankamaroany, taiza no nisy ntaolo malagasy ratsy fitondra-tena toa izany, rehefa mba te hitarika olona dia mba ATAOVY MENDRIKA ALOHA NY TOETRA fa izay no tarafin'ny olona voalohany eny aminareo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.394