ambany be ny volume casque windows7

1. Manyahk ( 28/03/2014 14:27)
Efa noregleko daholo ny volume rehetra fa mbola ambany be foana ny volumen'ny casqueko
Sound max integred digital HD audio ny pilote son'ko, tsy hita ao anaty peripherique de lecture ihany koa ny casque fa haut parleur ihany no ao, mba ampio ry zareo fa tena lany haiky aho a misaotra mialoha ho an'izay manana fandavan-tena hanampy ahy
novalian'i Manyahk ny 09/04/2014 06:21
2. andrywui ( 29/03/2014 00:15)

Manyahk:

Efa noregleko daholo ny volume rehetra fa mbola ambany be foana ny volumen'ny casqueko
Sound max integred digital HD audio ny pilote son'ko, tsy hita ao anaty peripherique de lecture ihany koa ny casque fa haut parleur ihany no ao, mba ampio ry zareo fa tena lany haiky aho a misaotra mialoha ho an'izay manana fandavan-tena hanampy ahy

Soloy ny casque fa mety iny no fopla ,, soloy anle misy volume ireny n'a le casque AKG monitor ireny e
3. 5laody ( 29/03/2014 12:42)

andrywui:

Portable sa desktop?
SAo mauvais contact fotsiny? na lasa any amin'ny lavaka tsy izy, mandeha tsara ve nefa ny sortie hp? mety pilote ihany koa na mety ilay carte son ao anatiny mihintsy no misy dessoudé na tsy mahazo.
4. ded.kitty ( 02/04/2014 03:57)
Mividiana carte son dia vonoy ao @ BIOS ilay RealTek HD. Asus Xonar DSX nety tamiko.
5. Manyahk ( 09/04/2014 06:21)
Ts blem'na casque mints satria t@iz mbol XP nande tsar fa vĂ´ navadko win7 de amban B
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0976