inona no marina

1. shala ( 14/03/2014 09:01)
miarahaba dahlo o!mialatsiny aminareo dia ny ety amboalohany rah nametraka ity fanontaniana ity ato,satry otran ts dia azokazoko loatra ilay famalin namana ary@dinika manokan dia aleko atao ato.ary ataoko f zavatra tsara azo resahina sy mikasik ny fiainana.

2taona sy tapany izay nilako tany dago,manana olo-tiana aho any ary dia tena mifankaty sy mifanaja izahay roa,nohon fenarana ataoko dia voatery nandao azy aho,celibatair za aty ary ts mirev sinoa rahoviana mihintsy f manaja azy aho.

ity ary ilay fanontaniana:raha ts manao firaisana ara-nofo anatin 3ans v dia mety miverina ho tery ny fivaviana sa tsy miverina intsony fa mijanona amin'lay teo aloha iny iany?.zany hoe nandritran 3ans aho ts niray ta@olona mihintsy.
ny olako mantsy dia manontany olona aho dia toa samy manana ny valiny ao miteny miverina ho tery,ao miteny fa ts marina izan.ilay olo-tiako nef any manatena f tokon hiverina toy reny virjiny ren aho rehfa mody,ka matahotr aho sao ts arakin' ny eritreriny.
misaotra sahady amin valiteny.
novalian'i mycall ny 29/11/2014 14:09
2. booboo ( 14/03/2014 09:36)
Ny siora tena siora an, raha izao ianao dia efa miaina anaty tahotra dia tsisy handeha @ zay laoniny ny tsaoka-lentika anareo. Ianao stréssée dia ho crispée, izy mety hieritreritra fa "toy ireny virjiny" ny vagin anao, nefa tsy izay mihitsy ; ianao tsy hahazo fy fa any @ haterin'ny vagin anao no sainao. Bah ! tsy aleo mandeha resto dia any miara-falifaly ny vatana sy saina ary ny fo amam-panahy ?
fa maninona no important aminareo roa ny hatery na tsia n'ny vagin anao ? tsy ny vatana, saina ary fo miray ve no tena important indrindra rehefa hi-crac crac boum boum ? Hevitro fotsiny izay.
3. hery ( 14/03/2014 10:14)
Araka ny vatan'olona io. Tsy misy fitsipika mihitsy. Tsarovy fa misy olona mbola virjiny (tsy niray tamina lehilahy mihitsy) nefa malalaka amin'ny firaisana voalohany. Dia misy koa efa niteraka roa nefa mbola tery sy marary tahaka ireny virjiny ireny.

Noho izany dia tsy azo handrefesana ny maha virjiny na tsia mihitsy ny tery sy malalaka.

Raha miaina ao anaty fifankatiavana ianareo dia ny fifampitokisana no tena ilaina. Ianao izany andrandraina ho tahaka ny virjiny rehefa miverina fa izy ve azo antoka hoe tena tahaka ny virjiny koa rehefa mihaona? Ny azy tsinona tsisy porofo (sa bobongolo? lol)

Koa arak'io lazain'i booboo io, maivana be izany tery sy malalaka izany. Teneno azy dieny izao hoe raha manao be dia be mandritra ny telo taona kanefa manao traitement misasa katrafay mandritra ny iray volana dia miverina tahaka ny virjiny (tena marina io loll)

4. radadatoa ( 14/03/2014 17:04)
fa inona moa no nahamaika anareo hanao fraisana aloha refa fantatrareo fa ahatonga blem oanareo le iz, iareto fa sitrapo
5. radadatoa ( 14/03/2014 17:12)
d le band koa ve d ahatant zan 3taona izany, elah ndray aloa d ra ts ijanga2 d ts maintr ampias klin e
6. shala ( 15/03/2014 01:19)
misaotr namaly!
booboo a!ts hoe ny aterin vagin no important aminay fa mety zay angamb hoy aho no porofo 1 afantarany&mb hainy fa navit niaritr sy nanaja azy aho.

Hery,ts haiko aloha zay any anatin any ar marin f tsis porofo afantaran nareo lhl,f somary itako kel ety ivelan iany aloh hoe manaj ahy izy e!ny vatany ohatr d ten niov rhf mba miresak face a face in zay.tsis katrafay aty chine!vazi2 zan f fitiavan feno fahatokisan volazanao no zv dehib.

ny ten marin ko dia zao,8 taona niarahan zay zao,ts mbl vit ninoninon f miaina @fitiavan&fifanajan ftsn,5ans nifankahitan,3ans nisarah toeran,d zay angamb no mah sarotin azy satr za no 1er amour d izy ko torakzay.
7. andrywui ( 15/03/2014 01:40)
milay le katrafay ani hery zay fa efa antenda mou ny aindry oe halalaka ny entana etc ,,,,fa ny permanganaty kosa,misy any à isasana ko hony io ,,,hono aaaa sao vo maika mibanaka eo de za nomena tsiny
8. jessie. ( 15/03/2014 02:56)
Slt!enw zan miertrertr f iverin o virgin.ts possibl an.enw ef ts vierg tsony.torohevitrako de sasao am alamo isan'mb maina tsar sady am zai leiry toran tsembok mints vao matafiditr ny lohan fotsin e.3taona a.d ts mb manitikitk v nenw am zan.nef nareo v manw matetk?zai arah io d o iuanw ny tohin.
9. booboo ( 15/03/2014 18:10)
Shala > mba ampianaro momba ny fandehan'ny vatam-behivavy ihany izy raha izany...
10. sipagasy ( 15/03/2014 20:49)
ny tena zava-dehibe izao amiko dia ny fihaonanareo, dia ny fanaovanareo ny zavatra tsy nataonareo niaraka nandritra izay 3 taona tsy nifankahitana vatana izay, ohatra hoe, miaraka mitsangatsangana ohatra, izany firaisana ara-nofo izany dia 'détail" izany fa tsy tena fara-tampony @ fiarahana anie e!

fifampitokisana no tena fototry ny fifankatiavana, raha tsy misy io dia rava ho azy ny fototra,

mahereza aza e!
11. ravonjison ( 19/03/2014 09:35)

shala:

miarahaba dahlo o!mialatsiny aminareo dia ny ety amboalohany rah nametraka ity fanontaniana ity ato,satry otran ts dia azokazoko loatra ilay famalin namana ary@dinika manokan dia aleko atao ato.ary ataoko f zavatra tsara azo resahina sy mikasik ny fiainana.

2taona sy tapany izay nilako tany dago,manana olo-tiana aho any ary dia tena mifankaty sy mifanaja izahay roa,nohon fenarana ataoko dia voatery nandao azy aho,celibatair za aty ary ts mirev sinoa rahoviana mihintsy f manaja azy aho.

ity ary ilay fanontaniana:raha ts manao firaisana ara-nofo anatin 3ans v dia mety miverina ho tery ny fivaviana sa tsy miverina intsony fa mijanona amin'lay teo aloha iny iany?.zany hoe nandritran 3ans aho ts niray ta@olona mihintsy.
ny olako mantsy dia manontany olona aho dia toa samy manana ny valiny ao miteny miverina ho tery,ao miteny fa ts marina izan.ilay olo-tiako nef any manatena f tokon hiverina toy reny virjiny ren aho rehfa mody,ka matahotr aho sao ts arakin' ny eritreriny.
misaotra sahady amin valiteny.


Loabary andasy io ka ny voamasony no hopotsiriko. Ny vagin dia organe souple be, ka hanao in-jato aza ianao, na tsy hanao mihitsy mandritra ny 3 taona, dia tsy possible mihitsy ny hahalalan´ny sipanao an´izany, tsy ho fantany mihitsy na nihatery , na nihalehibe. Donc aza dia mandany andro ami´izay loatra....Fa raha toa izy avy eo mi-baser amin´izay loatra, mandrefy mihitsy ny forinao , hoe nihalehibe sa nihatery , dia hialao fa lolo.
12. tantely21 ( 19/03/2014 12:31)
za tsy mino hoe hiverina toy ny virijiny zany na tsy manao rs 3 ans aza, ary indrindra ny lehilahy tsy hahatanty an'izany fa manao izy aty matoa sarotiny be toy izany!
13. mirananirina ( 20/03/2014 12:03)
Hihi tapaka ny tsinaiko mamaky ilay com eo ambony.
Mitovy hevitra @ ireo namana etsy ambony hoe rehefa vaky io dia vaky tsy mety mikatona intsony, dia asehoy azy ny com ny olona raha tsy mino izy fa manantena olona hiverina ho vierge.
14. shala ( 21/03/2014 23:06)
Miarahab ny namana rehtr!misaotra@hevitr ary ten ho diso fanantenana le olo-tiko raha izany satry dia tena contre dahlo aloha ianare atreto.
tsaiko koa ry reto na ti zavatr ti no miraikitra ao an-tsainy na mihaino ny hevi-diso ny namana matonga azy ho sarotiny.fa t@classe de terminal zay iray classe ar ny serie nofidinay dia ny serie D zan hoe serie 1 ten mandalina ny science,ndrindra f ny momb ny vatan olombelona ar tafiditr&alalinina b ao anatin zany ny momb an'izy io"la reproduct* humaine".
dia ozy le Mr ref tong teo@io programme io"ianareo vhv ozy rehf ts manao ela@ dia miverina ho tery io zavatrareo io zan hoe ilay "col"fotsin no ts ao intson f miverina tery io".dia ten ts mahay&manoro voana zan lay mpampianatr rah mamaky ny hevitry ny namana aho?.

mapme kely le tenin namana hoe ts mb manitikitik v ninao@zan 3ans ts manao zan,eny ten teo@herintaona mahery teo za ts naninona mitsy ar ts natsap nin2 zan f amin' zao za mahare mangidihid zan ndraindray f ts ivakiko loha sad anao inon ko mo?fa dia mionon fotsin eto satr ts t andany fton@zavatr afa mits aho.

misaotra!!!
15. andrywui ( 21/03/2014 23:25)
Fa aiza i shala no mpetraka ??
huh hoh
16. shala ( 22/03/2014 08:45)


Fa aiza i shala no mpetraka ??
huh hoh
salut!chine(province fujian no mis ahy mbol alavidavitr kely ny guangzhou nef ao le tena be gasy be)mis azonao anapiana ahy angah?ef nitad namana teto antoeran aho f tsy nahit na mb ifampizara ny soa&tsar na dia ifampiresak mivantan na antelephon ar f ts nisy fa any dago no namaly nef mbol sarotsarotr kel le communicat*.merci.
17. djhamhal ( 24/03/2014 11:55)
amiko tsotra be; rehefa madio ny sainao sy ny fitondra-tenanao dia ampy zay !!ianao ve hiahiahy @ zavatra tsy ataonao ??? dia izay ve no hampiferinaina anao ??? tsia avy hatrany !!
Mahereza; dia tohizo ny fahendrenao ary mirary ny hahavitan ny fianaranao soa amantsara !!
18. vonynive ( 25/03/2014 11:09)

sipagasy:

ny tena zava-dehibe izao amiko dia ny fihaonanareo, dia ny fanaovanareo ny zavatra tsy nataonareo niaraka nandritra izay 3 taona tsy nifankahitana vatana izay, ohatra hoe, miaraka mitsangatsangana ohatra, izany firaisana ara-nofo izany dia 'détail" izany fa tsy tena fara-tampony @ fiarahana anie e!

fifampitokisana no tena fototry ny fifankatiavana, raha tsy misy io dia rava ho azy ny fototra,

mahereza aza e!

miombon-kevitra amin'i sipagasy aho eto, ny firaisana dia vokatry ny fitiavana eo amin'ny olona roa , ny fitiavana izany no base fa tsy ny firaisana ka ny tokony hampiasa saina anao dia hoe mbola mifankatia ve izahay sa tsia, ny sisa manaraka ihany avy eo
19. drakidraky ( 22/10/2014 08:45)
d ra beloha b nen lery d aon amzan?
20. mycall ( 29/11/2014 14:09)

shala:

miarahaba dahlo o!mialatsiny aminareo dia ny ety amboalohany rah nametraka ity fanontaniana ity ato,satry otran ts dia azokazoko loatra ilay famalin namana ary@dinika manokan dia aleko atao ato.ary ataoko f zavatra tsara azo resahina sy mikasik ny fiainana.

2taona sy tapany izay nilako tany dago,manana olo-tiana aho any ary dia tena mifankaty sy mifanaja izahay roa,nohon fenarana ataoko dia voatery nandao azy aho,celibatair za aty ary ts mirev sinoa rahoviana mihintsy f manaja azy aho.

ity ary ilay fanontaniana:raha ts manao firaisana ara-nofo anatin 3ans v dia mety miverina ho tery ny fivaviana sa tsy miverina intsony fa mijanona amin'lay teo aloha iny iany?.zany hoe nandritran 3ans aho ts niray ta@olona mihintsy.
ny olako mantsy dia manontany olona aho dia toa samy manana ny valiny ao miteny miverina ho tery,ao miteny fa ts marina izan.ilay olo-tiako nef any manatena f tokon hiverina toy reny virjiny ren aho rehfa mody,ka matahotr aho sao ts arakin' ny eritreriny.
misaotra sahady amin valiteny.





ny tena marina,za zao niaina toa anao zany fa refa exitée be enao de tsy maintsy malaladalaka foana io satry lena be any.Na refa tonga aty mada de misasà amin'ny alamo alohan'ny hiray nareo roa,amin'izay tery tsara ra matahotra enao;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5606