Ny taolambalo

1. mesi ( 30/01/2014 12:25)
Miharahamba antsika rehetra mpiserasera. Ny tena mo efa hela no niditra tato , fa zao fa mba manana fotoana hiserasera.
Ny zavatra tiako ho lazaina dia ity , moa ve @ isika malagasy mety ve ny fadorona ny razana (faty io lazaiko razana io an/olona maty dia ho dorana ) amiko manokana alo dia tsy mety izany satry tsy handala ny ntaolo , nanao hoe taolambalo.
Ahona ny hevitrareo @ io, malahelo ao raha ny malagasy no madoro faty!
novalian'i hery ny 06/02/2014 10:19
2. vahiny2004 ( 31/01/2014 08:30)

mesi:

Miharahamba antsika rehetra mpiserasera. Ny tena mo efa hela no niditra tato , fa zao fa mba manana fotoana hiserasera.
Ny zavatra tiako ho lazaina dia ity , moa ve @ isika malagasy mety ve ny fadorona ny razana (faty io lazaiko razana io an/olona maty dia ho dorana ) amiko manokana alo dia tsy mety izany satry tsy handala ny ntaolo , nanao hoe taolambalo.
Ahona ny hevitrareo @ io, malahelo ao raha ny malagasy no madoro faty!


Inona no tena mampalahelo anao @ ilay izy ?
Ce n'est qu'une enveloppe , ny fanahy efa lasa any @ tokony halehany tsinona
3. belakely ( 06/02/2014 10:06)
salut,
ny taolana anie angonina e! Izany hoe ny taolambalo izany tsy very fa ny nofo no lasa lavenona miaraka amin'ny kitay.
Raha ho ahy manokana aloha dia tiako kokoa ilay dorana e!
Ny antony dia tsotra satria ny tany asiana fasana koa izao efa mihasarotra.
Raha sendra maty fahavaratra manginy fotsiny ny haratsian'ny lalana sns sns e!
Manjary sahirana be ny velona.
4. hery ( 06/02/2014 10:19)
Dia avy eo ve tehirizina sa alevina sa atsipy any an-dranomasina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.134