mahatsapa diso za nefa inona no mba vahaolana e ?

21. Annih ( 11/02/2014 08:39)
bonjour,

Mahaliana b ana le histoirenao satry za io ko d mtovy cas @ao. asa mba nanao aona marna enao any zay??? mahereza hatrany fa misy farany n zavatra rehetra sad samy responsable des ses actes ny olona tsy ray ray. enao ts ra oe sitraponao lôtra no natonga anao nanao an le izy fa mbola avy @ toetra nataony t@ao.manana patience e, le bonheur c'est profiter du temps présent,car hier n'existe plus et demain n'existe pas encore. donc, mbola ts aintsika ny amaray, en plus laperfection n'existe pas sur ce monde.
courage fôna fa za ko miezaka atrany atrany.
22. Annih ( 11/02/2014 08:54)
bonjour,

Mahaliana b ana le histoirenao satry za io ko d mtovy cas @ao. asa mba nanao aona marna enao any zay??? mahereza hatrany fa misy farany n zavatra rehetra sad samy responsable des ses actes ny olona tsy ray ray. enao ts ra oe sitraponao lôtra no natonga anao nanao an le izy fa mbola avy @ toetra nataony t@ao.manana patience e, le bonheur c'est profiter du temps présent,car hier n'existe plus et demain n'existe pas encore. donc, mbola ts aintsika ny amaray, en plus laperfection n'existe pas sur ce monde.
courage fôna fa za ko miezaka atrany atrany.
23. djhamhal ( 14/02/2014 13:10)
slm! tsy voavakiko ireo teo aloha fa ny ahy no avy hatrany dia omeko :
1 refa mahatsapa ianao fa diso dia mifona
2 tsy vaha olana miitsy ny fampirafesana
3 mifanantona sy mifampiresaka mazava ianareo mivady ary esorina ny elanelana misy eo aminareo
4 mivavaha mandrakariva amin Andriamanitra fa izy handamina ny fiainanreo ary mangataha am namana rehetra hitondra ambavaka ny tokantranonao !
Mankahery anao !
24. saho ( 01/03/2014 15:22)

Aza hitako ka sendra ianao le vehivavy d origine malgache namono ny vadiny voampanga antranomaizina 15 ans

Enao ve le Marie Ochine le ao la reunion voampanga io

Henaro tsara rankizy ny fomba fiainana ivelan i Gasikara, alohan ny handehanana any Amin ilay toerana, hangalao Renseignement milay be daholo aloha ny momba le toerana

Raha azo atao dia aleo ihany mijanona an tanindrazana toy izay miala, raha tsy hoe tena azo antoka le toerana handehanana

Raha tsy izany dia manaja aloha ny tenanao, izay enao vao hajain ny olona, aza manaiky Tonga dia atao rombotra dia rombotra koa
Mandiniha dia maka saina tsara alohan ny hoe entimpo tsy mieritreritra toa zazakely mbola ho taizana
25. tiavanafi ( 12/03/2014 21:38)
Bjr doly ndray e

Saho (tsy za lay marie ary tsy za mintsy ny amono vady sanatria ny vava) .

Annih (merci nampahery ie misy farany ny zavatra rehetra ) ary efa nilazaiko azy hoe raha tsy miova izy d miala tsiny za oa fa tsy maintsy isaraka de anjarany mandinika raha tiany marina ny tokatranonay aharitra d miezaka ny miova izy fa tsy hoe gasy za d anaiky iaritra ato na d vonony aza

Djahmhal ( merci nampahery ) d mba ho ento ambavaka . Merci !
26. djhamhal ( 24/03/2014 12:19)
ok! manao aôna enao ao zao ! mitondra ambavaka ny fiainanao ê ! dia mahereza koa ianao mivavaka an ! dia ilazao vaovao ary ê!
Mankahery anao !
27. tiavanafi ( 03/06/2014 17:55)
Misaotra ny tompo sy ny pitondra ambavaka ary kou ny panoro hevitra fa otrany mba nisy fiovana kely tatoato
Na de mbola miteniteny fa mba tsy mahery setra be otrany taloha.
D mbola andala mpihezahana @ fiainana enga anie ka mba samy iatsara atrany koa ho ani manana olana otran'izay fa tena aii .
D @ manaraka indray
28. Jock ( 09/12/2014 05:35)
Salut Tiavanafi. Efa milamina ve nareo? Mety efa tara aho saingy tsy maninona fa alefa ihany ny toro-hevitra. Za aloha gasy tsy dia tia toe-tsaina vazaha? Efa vazaha moa zany ny vadinao. Anjaranao moa izy zany tsy ifanomezantsiny. @ maha-olombelona anao koa anefa dia tsy manome tsiny anao @ fana-pahakevitrao ny @ nitiavanao olona ankoatra ny vadinao za satria ratram-pitiavana dia "fitiavana ihany no fanafodiny". Saingy kosa mila fieritreretana daholo ny zavatra atao rehetra. Vakio anie ireto e : I Korintianina 6 : 18-19 / Hebreo 13 : 4. Ny tiako ambara dia zao. Atolory eo anatrehan'Andriamanitra ny olanao rehetra fa izy no mahay ny zava-drehetra, dia miezaha koa ianao mitady asa mba tsy iankinanao be aminy. Dia raha mbola tsy mivaha ny probleme-nareo dia manaova fandinihana @ fiainanareo (Tena fitiavana ve? Tena tiako ve? Nisy hadisoana nataoko ve ny antony ankahalany ahy?) dia manaova ezaka amin'ny izany. Mazotoa
29. iriantso15 ( 08/01/2015 05:57)

sipagasy:

MIARAHABA,

nanao ahoana ihany ianao any izay?
italic text
sipagasy:

MIARAHABA,

nanao ahoana ihany ianao any izay?
miarahaba an?
30. andrywui ( 18/02/2015 08:39)
Tonga de dakao any ze fatimbaza any de iaraho le sipanao zan e aza manaiky ambaniana amzany oe tsy mila maita anao eto rehef hisaraka zan ....hitsahan'ny vaza lava eo ve ? Manaova fiainana vao2 fa any amn salle de bain na lakozia enao no atory n farany . Manaova plainte de manaova divorce e manambadia anle sipanao . Dieny mbola tsy tara eo enao ...aesony ho lasa antitra eo fona enao vao atsipiny fa mitandrema a ...tonga de lany zara ...zao de apoay any ze vaza zan fa efa tsy mila anao izy fa tsy sahy manao divorce aloha fa mbola ho ataony io .....
31. tiris8786 ( 17/03/2015 15:58)
atao ahoana fa olombelona ihany ange isika e. tsy hitako ilay lazaina anao satria araka ny fiteny hoe "sarotra ny fandindiana" na koa hoe "tsy anao ny lelo ka hainao ny manisina azy". mitombonkevitra aminao aho raha ilay resaka hoe trerona lava no azo sy mifanome lamosina satria ny dikan'izay dia tsy misy mihintsy ny fifampiresahana aminareo mivady ka tsy voavaha ny olana vetivety. Sarotra ho an'ny ety ivelany koa satria tsy misy mahafantatra ny toetranareo mivady. Tsy mety koa ilay hoe vady tsy manome vola. Ny azoko lazaina anao dia ny hoe voalohany indrindra mitadiava asa fa asa miankina aminy. Faharoa miezaha miresaka aminy direct hoe izao ny olana dia inona no hatao fa tsy lasa.
Raha sady tsy te-hahalala izy no tsy te hiezaka hiresaka hamaha ny olana no mbola manao didy jadona amin'ny vola dia hoy aho hoe ialao raha vao mahita asa satria mbola ho ela ny retraite miandry anao
32. tiris8786 ( 20/03/2015 17:22)
izaho indray raha voatrerona lava sy mahazo lamosina lava ary tsy manome vola izany dia tsy hifona amin'izany mihintsy aho satria samy misy fahadisoana na ny andaniny na ny ankilany.
miresaka ampahatsorana ny anankiroa dia vahana ny olana. tsy azonao atao koa izany tsy manome vola ny vadinao izany raha vady vita taratasy aminao ilay olona.Aleo miverina tokantena rehefa malaina ianao hamelona ny zanak'olona satria ahoana rehefa hisy zanaka ? ho 4-mi ao ny zanakao
33. tiavanafi ( 19/09/2016 12:43)
Cc re daholy
niverina anome vaovao
Aty France ndray zao mitady nitohiny tantara fa misotra an 'Anandriamanitra... de misotra @ evitra nomenareo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4547