ahoana ny fomba hazahoako azy?

1. santos ( 14/12/2013 13:34)
tiako izy nf zh mbl 16ans, hatao aona nf n hkotina sipa 23ans? tna ts sah ahu n hamburak ftvn amny, ef azuk antsaina f ts maints zw n havaln oe mbl kel loatr enw. isak n mahit az ahu d taitra,indrindra f rf iz manw akanju sexy iny fona, ts mtsahatr n miertrertr az ahu. manir maf zah n mb hiarak amn na d indr1 mandh futsn aza. Mangataka toro hevtr azfd indrindr.
novalian'i santos ny 01/03/2014 17:16
2. cbd ( 15/12/2013 18:00)

santos:

tiako izy nf zh mbl 16ans, hatao aona nf n hkotina sipa 23ans? tna ts sah ahu n hamburak ftvn amny, ef azuk antsaina f ts maints zw n havaln oe mbl kel loatr enw. isak n mahit az ahu d taitra,indrindra f rf iz manw akanju sexy iny fona, ts mtsahatr n miertrertr az ahu. manir maf zah n mb hiarak amn na d indr1 mandh futsn aza. Mangataka toro hevtr azfd indrindr.



inona koa ity fomba fanoratana ity?????
3. Mateyous ( 08/01/2014 09:59)
Mahatsiravina be ty le!! aiza ny soatoavina sy ny lanjan'ny teny Malagasy amin'izao! Serasera ho an'ny Malagasy anie ty e, ary teny Malagasy feno sy manaraka ny fitsipika ara-dalana no ampiasaina ato fa tsy toy izao. Amiko, tsy teny Malagasy izao fomba fanoratra izao.Aza manoratra rehefa tsy mahay manoratrra sy hanao toy izao, fa mandreraka be. Manimbazimba ny hasin'ny teny Malagasy.
4. humiliervous ( 10/01/2014 07:57)

Slt lesy an! Mafy tokoa rehefa ti o; za alo mcomprendre anla e! Za ko mantsy mba efa avy otranzany. Fa andramo antonina iany izy de kotio de ho itanla eo e amzay mba afaka le mavesatra ao amponla. OK de maereza e; de mba teneno eto iany ze tohiny !
5. mirananirina ( 18/01/2014 13:57)
Rehefa tianao izy tsy hitako izay olana, fa na izany aza ianao no mahazo tombotsoa be.
6. santos ( 01/03/2014 17:11)
humiliervous:


Slt lesy an! Mafy tokoa rehefa ti o; za alo mcomprendre anla e! Za ko mantsy mba efa avy otranzany. Fa andramo antonina iany izy de kotio de ho itanla eo e amzay mba afaka le mavesatra ao amponla. OK de maereza e; de mba teneno eto iany ze tohiny !

7. santos ( 01/03/2014 17:16)
lasako iz
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4908