You are here: home > Forum

De gaga tokoa...!

Lohahevitra : Tsetsatsetsa tsy aritra
Fitohizan'ny hafatra : De gaga tokoa...!
Valiny : 3
vony501 - 13/12/2013 13:35
Inona no ifandraisan'ilay hoe "Ray ô! Misaotra eh!" sy ilay hoe "De gaga enao!" ???http://forum.serasera.org/media/images/m/1d42dbdfe80058e79ee35bf9b6c4779f.JPG
Valio | Miverina eny ambony
Nehemiah - 13/12/2013 16:18
De gaga aho !
Valio | Miverina eny ambony
booboo - 13/12/2013 18:00
hihihihihi
Valio | Miverina eny ambony
5laody - 16/12/2013 12:14
Raha tianao ampifandraisina ireo dia mety ho lasa hoe "De gaga Ianao ry Ray!"
Valio | Miverina eny ambony