Vehivavy fotsiny

1. fafanyaina ( 13/11/2013 11:22)
Ndao mba iresaka ny samy vehivavy e, tsy voatery nefa fa na lehilahy aza ra mahaliana

Vady, Zanaka, Asa.. otrn ts d mbola animé tsara mants tsika ato

novalian'i booboo ny 15/11/2013 10:20
2. fafanyaina ( 13/11/2013 11:25)
Tena mahafinaritra a ny mizara indrindra ho antsik manana experience oh maternité, problèmes conjugaux,sexe ...
Iza no ef mba nanao FIV MADA...
Aona raha iteraka lahy kely na vavy kely
Aon ny oe vehivavy miasa tsy maints oe miodina ve ?
3. booboo ( 13/11/2013 13:33)
animé be mihitsy :-D tato kah, fa lasa ary andrefan-trano ary aby ry zavavy isany (efa hoe mba miverena @ izay nareo mi-sous marine ireo fotsiny :-P)
Tsy dia mino loatra aho hoe misy " fika " tena izy tena mandaitra dia pouf ! lahy kely na vavy kely tokoa, sinon efa tokony nivoaka boky best seller ny fanaovana azy :-D, dia tsy hisy IVG fi-sélectionner-na sexe intsony @ tany sasany...
Ahoana kosa ara no tsy hiodina :-D :-D, na miasa na tsy miasa vao mivoaka atsy @ arabe dia efa misy fiolanana ny làlana :-D :-D :-D.
4. sipagasy ( 14/11/2013 21:14)
tena @ taonjato manaraka io izany na ngamba atsy ho atsy dia afaka atao na ny hifidy ny lokon'ny mason-jaza aza e! fa tsy tena hoe izao aloha e!
5. fafanyaina ( 15/11/2013 05:51)
manao FIV d mety zan e zan oe safidinao tsara le manana loko maso tinao ren f zan oe mila etude keli aina lo e
6. vahiny2004 ( 15/11/2013 09:52)
Ka dia ho foana izany ny "Kinder surprise" raha dia fantatra mialoha aby na sexe na volo na maso na koulera :P
7. booboo ( 15/11/2013 10:20)
Miresaka loko, tadidiko t@ zanako voalohany t@ teraka izy dia tsy hain-dry zareo tao @ Maternité mihitsy na voan'ny jaunisse na tsia fa "bizarre" hoy zareo izay :-D :-D, efa mianatra izy izao, nianatra momba ny karazana volon-koditra ry zareo t@ zay dia ny mpiara-mianatra aminy nanontany aby " X a la peau marron, Y a la peau blanche, Z a la peau noire, mais zana-booboo, elle est de quelle couleur Maîtresse ? ". Nalahelo be mihitsy izy nody t@ izay hoe tsisy loko ohatra ny hafa :-D.
Ilay te hahafantatra ny sexe dieny ao am-bohoka, azoko ihany fa ny ambiny sy ny ohatra² izany tsy azoko loatra ny antony...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2035